mety sy ny tsy mety

1. colar ( 02/12/2006 12:10)
inn daol no hitanareo we mety am zavabitandra 8
-mety ny lalana,tanana madio,matoky azy zao tontolo zao,tsy haiko we inn ko,mba tanisao we ho anzay manohana andra 8 ny tsara vitany
-fa ty alo misy zavatra itako we tsy mety e
tena ilaina tokoa v ny force one
tena mety v ny nanakanana an pierrot
tena tsara v ny fisamborana an fidy
tena tsisy resaka poltika v ny an vononahitsy
fa iza ko no tsy mitaraina fa mafy ny fiainana
-sahirana ny saina we tena i ra8 ihany v
novalian'i colar ny 03/12/2006 08:33
2. jefra ( 02/12/2006 12:19)
Ary heveriko hoe efa vita ny propagandy :roll::roll:

Ny tena nety tsy misy mpiresaka dia ny nandreseny an'i Deba.

Aleo mba omena ny hafa indray ny fitenenana ny tohiny.
3. diamondra27 ( 02/12/2006 12:20)
tanisao eto de aveo ny oul miteny hoe mety sa tsy mety

colar: tena tsy maintsy mamaly izany question izany ve 'zahay?
Raha hiteny hoe tsy mety de haninona anefa, nefa za aza tsy any an-toerana akory.

Raha misy tsy mety ho'aho na inona na inona atao na inona na inona ilay resaka dia izao ihany no tanjona: omeo ny vahaolana azonao atao hanatsaràna ny zavatra tsy nety fa tsy lany andro mimenomenona.

Ny critique amiko dia zavatra important satria ilaina mba hampandroso @ fiainana.
Raha tsy voa-critiqué ianao eo @ fiainana dia mahimahiana ihany.
Izay manao zavatra ihany no tsikeraina @ zava-bitany.Raha tsy manao na inona na inona ianao dia tsy hanan-ko lazaina ny peuple.
4. xxx ( 02/12/2006 13:55)
colar a ! manaova ianao prezida de aleo za hanao antoko mpanohatra , de vingavingaiko ianao izay tiako lazaina dia lazaiko , ataoko izay ahatezitra anao , provokasiao io a ! :-D de ataoko ihany koa izay tsy hampandeha ny asanao rehetra , de inona ary no ataonao amiko ? demokrasia e ! libra aho ataoko izay reviko :-D:-D:-D
5. tywa68 ( 02/12/2006 14:17)
amiko aloha dia manana ny mahafinaritra ahy ohatranareo aho fa efa tsy zoviana fa ilay ho lany rahampitso = i ra8 ! d ho tohizana ny lalantsika !
6. Fiffi ( 02/12/2006 14:32)
zao fotsiny ny zavatra mba lazaiko an ! tsy anaty 5 taona akory no ahavitàna ny fampiakarana an'i M/car zay naletin'ny mpitondra teo aloha ! Firy taona izy no teo , inona no vitany ? nandetika , zao izy heu...ahoana ny fiainany ?
Dia mba jereo koa ny zava-bita tanaty 5 taona de mba mihonina fa tsy andeha hitsikera foana no hatao fiainana.......Mbola be ny ho avy........
7. colar ( 02/12/2006 14:33)
ny hevitro zany de zao ,milay ra 8 ra resaka asa sy zavabita,ka d hifidy azy aho,fa ra resaka poltika kosa d mbola itako we tsy izy mintsy,hanimba azy io manao b loha io fona,tsy mihaino ny hafa,enga anie izy hiova famindra refa lany eo,asa iza lotra ny conseiller politikany ao fa tena tsizy mintsy,i ndrema no tokony halainy,
8. jefra ( 02/12/2006 14:45)
Maka an Ndrema ve ka tsy tahaka an'i Zafy no iafarany. Izay vao hahazo seza zanak'i Dada!

Ny hoe be loha ndray, d ho nahavita izay vitany ve izy raha tsy be mokony?

Resy lahatra hifidy an-dRa8 izany colar? Soa ihany fa tsy mahazo mifidy ianao.
9. Stone ( 02/12/2006 14:48)
Colar : au contraire, tsy maintsy henjankenjana tahakan'io izy, raha tsy izany efa voatsaoka teo. Io mihitsy ny force-ny : raha tsy izany koa tsy nahatsangana Tiko.
10. pissoa ( 02/12/2006 17:27)
Ary mbola mande iany ny propagandy sy ny tsy propagandy eo :roll:
11. xxx ( 02/12/2006 17:49)
nefa efa misafo helika ny kary :-D:-D:-D
12. besoiiin ( 03/12/2006 06:52)
sady efa misafo loha ny ondry :-D:-D:-D
13. colar ( 03/12/2006 08:33)
tsy propagandy zao fa ady hevitra e,samy mba milaza ny mety sy ny tsy mety hitany fa tsy we fidio pety,mila b mokony marina ihany alo fa ra tsy zany marina mety lasa zafy eo e,tsra ihany zany le we TSY HIALA WA ZA na aradalana na tsy,milay eeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504