FAMINANIANA 2

1. NYAMPITSO ( 01/12/2006 19:45)
Mbola faly miarahaba atsika malagasy mpiray tanindrazana miserasera eto amin’ity sehatra ity ny tenako .Misy mametraka fanontaniana maro any amin’ny adiresy mailaka fa aleo angamba eto no valiana ny akabeazan’ny fanontaniana napetrak’ireo namana .

1- Rehefa zavatra mampiseho ny ampitso miafina rehetra dia azo faritana hoe faminaniana daholo .Maro ireo fomba ho entin’ny mpaminany iray mandrafitra ny faminaniana iray ataony misy mianga amin’ny fahitana tsotra izao misy indray nefa ny mila fikarohana sy kajy isankarazany toy izany ny fomba fijery ny kitana sy ny lanitra samy mahafantatra angamba tsika ny tantaran’ireo magy .Raha ny tenako manokana dia misy ny fahitana mivantana ary koa rehefa misy izany dia atao ny fanamarinana ireo tranga araka ny fipetrak’ireo astra isakarany ka eo no mila faharetana sy fotoana maharitra ary koa mila fitaovana ahafahana mijery ireo fiovana isankarazany .Izay indray ary aloha ny androany fa mbola hitohy eto ihany ty famelabelarana ity.

novalian'i Papoose ny 05/12/2006 07:09
2. Lalah ( 01/12/2006 20:22)
iooh o! veloma
3. Fiffi ( 01/12/2006 20:52)
NYAMPITSO: mba mahita lazaina koa nareo zany an ! :wink:
4. malalatinasoa ( 02/12/2006 14:54)
:@:@:@
5. Papoose ( 05/12/2006 07:09)
sao dia efa zany mihitsy ary le olona e ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0757