samia mamonjy mpitsabo
1. ronaldo09
(
01/12/2006 15:21)
Dia miomana zany nareo mpanohana an-dravalo amin'ny mpitsabo fo fa ho be ny tapaka lalan-dra aorian'ny 3 dec.
novalian'i xl ny 05/12/2006 11:08
2. xxx
(
01/12/2006 15:48)
ronaldo09:ianao no ahatahorana ho tapaka voalohany !
Dia miomana zany nareo mpanohana an-dravalo amin'ny mpitsabo fo fa ho be ny tapaka lalan-dra aorian'ny 3 dec.
3. kitjo
(
01/12/2006 15:52)
misaotra @ torohevitra r'ise an!
omeo fitaovana tsara i Zafy hitsabo anay!
omeo fitaovana tsara i Zafy hitsabo anay!
4. papounette
(
01/12/2006 15:54)
ronaldo09:
Dia miomana zany nareo mpanohana an-dravalo amin'ny mpitsabo fo fa ho be ny tapaka lalan-dra aorian'ny 3 dec.
Ie!efa vonona mitsy e!:P
8. ainga
(
01/12/2006 22:14)
Ka antsoy ingahy profesora Z mpahay momba ny fo ry ronaldo mbà hitsabo ano fa tsy izahay akory no ho diso fanantenaina ! :P:P:P:P
10. vahatra22
(
02/12/2006 14:18)
io tsy maintsy vita 1er tour fa nareo mpanohitra no atahorako ho tapaka lalan-drà! aza d fatra-panenjika so hanenenana e!
