la señorita Hantatiana

1. salmo ( 01/12/2006 13:58)
Tsy efa rafotsy be ve ity pihira ity http://www.youtube.com/watch?v=uVbCdeekmhw&mode=related&search= :-D:-D
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 18:05
2. Simpona ( 01/12/2006 16:20)
Mbola zandriko kosa io e,
Nefa za mbola tsy bainina :):)
Efa lehiba ngamba fa tsy rafotsy
3. Fiffi ( 01/12/2006 16:36)
salmo:
Tsy efa rafotsy be ve ity pihira ity
de maninona nefa ? samy manana ny toanany ange ny olona ry salmo eh ! fa nga de andeha hitovy @ nao daholo kosa ?


4. Aino ( 01/12/2006 16:50)
izaho efa faly ery heo tsy eo tsony i salmo sy ny redirediny kay niverin aindray^^:x
5. salmo ( 01/12/2006 16:58)
de mitezera fôna zany amin'ny redirediko, fa aza atao tratrany masoandro miletika.
6. Fiffi ( 01/12/2006 17:05)
Aino: :-D:-D
7. Aino ( 01/12/2006 17:33)
manainona rehefa tratrany masoandro miletika? matory ve?:-D izhao indray tsy manome litika @iznay letsy eh!!

:°):-P
8. Aino ( 01/12/2006 17:54)
salmo :-D:-D:-D^:^
9. Papoose ( 04/12/2006 18:05)
salmo:

Tsy efa rafotsy be ve ity pihira ity http://www.youtube.com/watch?v=uVbCdeekmhw&mode=related&search= :-D:-D



ngamba rafotsikely, miteraka ray!hmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421