mangoro-potsy tanteraka i Mahamasina

1. jentilisa ( 01/12/2006 10:40)
Araka ny nampahafantarina ny be sy ny maro dia eny ami'nny kianjaben'i Mahamasina no tontosaina ny faradoboky ny fampielezan-kevitry ny filoha Ravalomanana. Dia ara-bakinteny tokoa ny hoe nangoro-potsy i Mahamasina. Feno hipoka ny gradins sy ny tribunes. Ny kianja ihany koa feno tahaka ny atody hoy y fiteny izay fa tapotsiny avokoa (noho ny akanjo fotsy) fa faritra kely eo amin'ny 1/5n'ny kianja eo no ahitana ny bozaka maitson'ny kianja. Tena teny tsy misorona tsy manitatra ity. NEfa ny eo amin'ny misy olonoa tahaka ireny efa tsy omby intsony ireny ny kianja fa toy ny mifanety loatra ny olona.

Nefa ny olona rehetra tsy voatery ho any fa be dia be ihany koa ireo niakanjo ny tee-shirt Ravalomanana eny an-dalana na mitondra ny saina telozoro. Maromaro ihany koa moa ireo fiara mivezivezy misy ireo mpanohana mavitrika. Nefa ireo miasa tsy maintsy miasa mbola any amin'ny biraony tsirairay avy any! aiza izany raha andro tsy niasana androany?

http://jentilisa.blogspot.com
2. tezitra ( 01/12/2006 10:46)
AU PAYS DE RAVALO, raha tratranareo ny mpagaltra dia dory hoy izy (un voleur à l'étalage doit être brulé vif, dixit le president malgache), bizarre, et la presomption d'innocence?, et la proportionnalité de peine? et le Tribunal?
ET ça ne choque personne
Ankatso. "Hodorana velona izay mpangalatra tratra"
01-12-2006 / 11:48
Hodorana velona izay mpangalatra tratra. Io no fanapahan-kevitra noraisin'ireo mpianatra mipetraka eny amin'ny tranon'ny mpianatra eny Ankatso, omaly, raha nivory izy ireo.


Ampahany amin'ireo trano fonenan'ny mpianatra eny Ankatso 2
© DTS

"Natao izao fivoriana izao ary noraisina izao fanapahan-kevitra izao satria mirongatra izay tsy izy ny halatra sy ny vaky trano ety aminay", hoy ny mpianatra iray nanamafy. Amin'izao fotoana izao tokoa mantsy dia saika ho isan'andro izao dia andrenesana halatra na zavatra very foana eny amin'ny tranon'ny mpianatra. Vao omaly izao no nisy trano iray vaky. Entana fanao ao an-tokantrano, toy ny lecteur VCD, télé sy solosaina no tena lasibatra amin'izany. Tsy vitan'izany ihany fa na lamba mihahy eny an-tokontany, na kapa tavela eo am-baravarana aza dia lasan'ny mpangalatra avokoa. Tsy mba amin'ny andro alina, fa dia amin'ny andro atoandro be nanahary izao no amakian'izy ireo ny trano, ary tsy ren'ny ao ambadika mihintsy ny amakian'izy ireo ny varavarana.

Efa maro ihany ireo ezaka natao mba hamongorana izao halatra eny amin'ny tranon'ny mpianatra izao, saingy tsy nahitana vaha-olana ka izao niafara tamin'ny fanapahan-kevitra hentitra izao. Manomboka izao izany dia izay olona mampiahiahy mihaodihaody eny amin'ny tranon'ny mpianatra dia tsy maintsy ho hadiadiana ary raha tsy mazava dia hitsofana kiririoka avy hatrany. Izay mpangalatra tratra kosa, na inona na inona angalariny, ka tratra ambodiomby, dia ho doran'ny mpianatra velona avy hatrany. Tena leon'ny halatra marina ny mpianatra matoa tonga amin'izao fepetra hentitra izao.

Aina R.

3. xl ( 01/12/2006 10:54)
VAVOLOMBELON NY MPIASA NY BAINGA
ENY MAHAMASINA JERENA DIA 1er TOUR DIA VITA
75% NY RESULTAT MARC RAVALOMANANA
AZA TEZITRA MOA FA TOHIZO NY LALANTSIKA E
MAZAVA
4. besoiiin ( 01/12/2006 11:16)
TOIZO NY LALATSIKA E
5. papala ( 01/12/2006 11:35)
EKENA, EKENA:lol::oops::lol:8O8O:D:D
6. tezitra ( 01/12/2006 12:03)
dia tohizo ny lalantsika sy ny hadalana

dia aza manantena 4l intsony ( continuons notre chemin):
1)Ny any atsimo mandeha sarety(le sud en charette)
2)ny any avaratra mandeha borety(le nord en brouette)
3)ny ao afovoantany kalesy( le centre en caleche)
4)ny any antsinana trotinette ( l'est en trotinette)
5)ny andrefana posiposy (l'ouest en pousse pousse)


Et moi en air force one (avion payé cash) comme Bush

SERASERA SARISASARY SORISORY
7. xl ( 01/12/2006 12:31)
TENGITRA
AZA ATAO TRATRY NY MASOANDRO MODY NY HATEZERANAO
FA MIFONA ENY MAHAMASINA IANAO RY TEZITRA @ NAPLA A!
TSY RO TSY VENTINY KOA HO TEZITRA
OH LA LA ENH
MAZAVA
8. HESHA ( 01/12/2006 13:00)
:roll::roll::roll:
9. Fiffi ( 01/12/2006 13:21)
eh ben......harary eo ny hafaràny an !
10. kala ( 01/12/2006 13:33)
tena nahafinaritra le mangoro-potsy ê! sady le saina kely hoatran'ny elatra kely. :oops:
Flying without wings. :wink:

Enga anie ka ho i Madagasikarairay manontolo no handroso hiaraka fa tsy ny antokon'olona na ny hoatrohatrizay.

Andao fa efa ekena ê!

Tour iray ihany hoa dia vita io, sady tsy attelé io no tsy play ry zareo an! :-$
11. kitjo ( 01/12/2006 14:51)
sambatra kosa ny any atsinanana mande trotinety le!
hihihihih
sady mety @le misy motera zany an...

any aminay any Bira ko mande posy fa adinon'i tezitra nohon'ny hatezerany..

mbola afaka miova hevitra tezitra k!
saingy tsy koi fa kay mo ts mifidy!
12. Fiffi ( 01/12/2006 15:20)
le posy taritina io an ! :-D:-D:-D
13. simplex ( 01/12/2006 15:22)
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1320

8)8)
14. papounette ( 01/12/2006 15:50)
tezitra:

AU PAYS DE RAVALO, raha tratranareo ny mpagaltra dia dory hoy izy (un voleur à l'étalage doit être brulé vif, dixit le president malgache), bizarre, et la presomption d'innocence?, et la proportionnalité de peine? et le Tribunal?
ET ça ne choque personne
Ankatso. "Hodorana velona izay mpangalatra tratra"
01-12-2006 / 11:48
Hodorana velona izay mpangalatra tratra. Io no fanapahan-kevitra noraisin'ireo mpianatra mipetraka eny amin'ny tranon'ny mpianatra eny Ankatso, omaly, raha nivory izy ireo.

Mahazo tsara ny teny malagasy ve enao ry tezitra sa de entikatezerana lalandava de tsy mahatsairo tena sy tsy mahazo resaka?:evil::evil:
Ampahany amin'ireo trano fonenan'ny mpianatra eny Ankatso 2
© DTS

"Natao izao fivoriana izao ary noraisina izao fanapahan-kevitra izao satria mirongatra izay tsy izy ny halatra sy ny vaky trano ety aminay", hoy ny mpianatra iray nanamafy. Amin'izao fotoana izao tokoa mantsy dia saika ho isan'andro izao dia andrenesana halatra na zavatra very foana eny amin'ny tranon'ny mpianatra. Vao omaly izao no nisy trano iray vaky. Entana fanao ao an-tokantrano, toy ny lecteur VCD, télé sy solosaina no tena lasibatra amin'izany. Tsy vitan'izany ihany fa na lamba mihahy eny an-tokontany, na kapa tavela eo am-baravarana aza dia lasan'ny mpangalatra avokoa. Tsy mba amin'ny andro alina, fa dia amin'ny andro atoandro be nanahary izao no amakian'izy ireo ny trano, ary tsy ren'ny ao ambadika mihintsy ny amakian'izy ireo ny varavarana.

Efa maro ihany ireo ezaka natao mba hamongorana izao halatra eny amin'ny tranon'ny mpianatra izao, saingy tsy nahitana vaha-olana ka izao niafara tamin'ny fanapahan-kevitra hentitra izao. Manomboka izao izany dia izay olona mampiahiahy mihaodihaody eny amin'ny tranon'ny mpianatra dia tsy maintsy ho hadiadiana ary raha tsy mazava dia hitsofana kiririoka avy hatrany. Izay mpangalatra tratra kosa, na inona na inona angalariny, ka tratra ambodiomby, dia ho doran'ny mpianatra velona avy hatrany. Tena leon'ny halatra marina ny mpianatra matoa tonga amin'izao fepetra hentitra izao.

Aina R.





15. papounette ( 01/12/2006 15:59)
hi!hi!hi!azafady fa diso manip ô!
16. fijo ( 01/12/2006 22:53)
ary ny sasany mba nanao akory ry zalahy an.tsyry pety an,ireny efa hay fa tsy ahovoka.
17. papounette ( 02/12/2006 05:56)
Nisy olona tapaka lalandrà,niditra hôpitaly mitsy omaly nahita ny teny Mahamasina sy ny tany Nosibe!!!!:{:{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0578