FAMINANIANA

1. NYAMPITSO ( 30/11/2006 17:04)
Faly miarahaba antsika rehetra eto amin'ity fiseraserana ty ny tenako .Indro misy zavatra mety mahaliana ny maro ambarako eto androny sady mba efa tokony hiseho koa ny angamba ny zavatra ato anatiko ato fa tsy ho tazomiko intsony.Efa maro manko ny faminaniana nataoko raha ho lazaina hoe izany fa tsy hita moa izay teny tena mahalaza azy fa fikarohana ihany ilay izy saingy hatry izay dia olombitsy ihany aloha no nampahafantarina azy ireo.Ankehitriny ary de alao ny be sy ny maro amizay no hampahalalana satria efa maro ny porofo hita amin'ny fahamarinan'ny fikarohana natao . Zavatra mahaliana ny vahoaka malagasy izao ny fifidianana izay hatrehana amin'ny fahatelon'ny volana desambra ho avy izao, ka eo indrindra no hanaovako izao fanambarana izao

1- Andriamatoa Ravalomanana ihany no hitondra ny firenana malagasy

2- Tsy hisy ny fiodinana faharoa amin'ny fifidianana

Izay te hanontany sy hanoratra na te hahalala zavatra ahaka manoratra aty amiko mail to nyampitso@yahoo.fr
betsaka ny zavatra tiana ambara fa io aloha zao no maika .

Raha mahaliana anao de eo ampanaovana ny kajy momba ny isan'jato ny vao azony zao ny tenako .

De mirary soa ho antsika malagasy tsy akanavaka

novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 16:42
2. xxx ( 30/11/2006 17:09)

Solonanarana : NYAMPITSO
Takelaka manokana (Wiki) : NYAMPITSO
Namana faha : 36986
Nisoratra anarana : 2006-11-30
Tato farany : 30/11/2006 21:04
Fanampinanarana : MPAMINANY
Lahy sa vavy? : lahy
Taona nahaterahana : 1976
Mari-bolana :
Firenena ipetrahana : France
Marika postaly (CP) : 75016
Faritany :
Zavatra atao : Hafa
Asa atao : MAMINANY
Fari-pahaizana : Hafa
Fialam-boly : MANDINIKA
Fanatanjahantena :
Halava : 1m80 - 1m84
Mitady : Hafa mihitsy
Fanampiny : Ry namana rehetra tsy akanavaka tonga eto ny tenako mba te hizara izay zavatra notrandrahako aminareo . Tiako mba zaraina manko ireo zavatra ireo ka dia tonga izao ny fotoana mba hizarako azy amin'ny malagasy mpiray tanidrazana rehetra
Misokatra amin'ny rehetra koa ny tenako amin'izay ady hevitra rehetra sy izay zavatra manitikitika ny tsirairay avy .


tonga soa i ampitso :-*:-*:-*
3. diamondra27 ( 30/11/2006 17:10)
:-w:-w:-w:-w
4. Fiffi ( 30/11/2006 17:41)
naverina in-2 ity dinika ity ! ny iray ao @ "takelaka mahaliana"
Asa atao : MAMINANY
:-w:-w:-w
Efa maro manko ny faminaniana nataoko raha ho lazaina hoe izany fa tsy hita moa izay teny tena mahalaza azy fa fikarohana ihany ilay izy saingy hatry izay dia olombitsy ihany aloha no nampahafantarina azy ireo.Ankehitriny ary de alao ny be sy ny maro amizay no hampahalalana satria efa maro ny porofo hita amin'ny fahamarinan'ny fikarohana natao
nisy manko olona zay hoe mpaminany koa hono izy ary toa hoe izy no hitondra hatramin'taona 2013 ? :-w:-w:-w
5. Imahaka ( 30/11/2006 19:06)
fa kajy manaraka lojika sa tsindrimandry?
6. xxx ( 30/11/2006 19:30)
Ka mba soraty ato ary hoe ny salan'isan'ny kandidà tsirairay e! :) ( alohan'ny valim-pifidianana io a :-D )
7. ratonga ( 30/11/2006 20:35)
niampitso zay mifono misitéry:lol::lol: efa éla no nahenoko io hira io:-D:-D:-D
8. gravy ( 30/11/2006 21:34)
:D

Faly miarahaba an'ilay Mpaminany aloha. Fa miainga amin'ny inona ilay kajy ataonao astrologie sa fahitana sa inona ??? Ho hita eo ihany koa aloha ny tohiny sy ny fahamarinany fa mety misy ihany ny azo hiadiana hevitra raha miainga amin'ny zavatra laojika ilay kajy .Mba manitikitika ny saiko ho inona ilay fototr'ilay faminaniana.

Dia manantena valiny avy aminao
9. caprio ( 30/11/2006 22:57)
aza miteniteny foana letsy fa ry mpaminany sandoka a
10. dailynews ( 01/12/2006 01:27)
Ie, faminaniana avy aiza tokoa io??
11. xxx ( 01/12/2006 04:20)
faly mandray anao, faly mahafantatra anao ho mpaminany, inona ndray ary no hitranga aorinan'ny fifidianana?
afaka mahafantatra ny ho avin'ny tsirairay ve ianao?
12. DotMG ( 01/12/2006 05:37)
Je suis un devin, LA.

=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
^:^^:^
:b
:-$
:-@
13. diamondra27 ( 01/12/2006 08:27)
NYAMPITSO : ho avy ary aho fa tandremo tsy mahay maminany eo an!

Toy izao ny faminanianao:

1- Andriamatoa Ravalomanana ihany no hitondra ny firenana malagasy

2- Tsy hisy ny fiodinana faharoa amin'ny fifidianana


Raha izao no atao hoe: faminaniana dia ny olona rehetra ny ankamaroany dia azo lazaina fa mpaminany avokoa.
Iza anefa no tsy naminavina an'io? Sa mba maka ny info à droite à gauche de mba te-hampiresaka olona fotsiny nareo.

Raha tahaka izao no andoavana vola hahafantarana ny ho avy dia very maina ny vola.

aza afangaro ny atao hoe: faminaniana sy ny hoe vinavina merci
14. booboo ( 01/12/2006 08:52)
hum...mpaminany tsy masina an-taniny ouz lé fitenena iny....
15. Fiffi ( 01/12/2006 09:05)
tsy aleo ve ankinina an'Andriamanitra daholo ny zava-drehetra ? Izy no mandahatra .....

booboo: eka ouzz :)
16. xxx ( 01/12/2006 09:49)
tsy aleo ve ny androany ihany no iainana aloha, raha efa fantatra ny ampitso dia tsisy tsirony sy surprise intsony
17. Fiffi ( 01/12/2006 09:58)
marina zany an !
18. mandrindra ( 01/12/2006 09:59)
nyampitso, amin'ny maha mpaminany anao dia mba azonao omena ve azafady ny laharana hivoaka amin'ny euromillion anio. omeko anao mihitsy ny 50%n'izay azo. misaotra mialoha, sady mahatoky anao
19. Fiffi ( 01/12/2006 14:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. ratonga ( 01/12/2006 15:24)
=))=))=))=))
néna loto tsotra dé ampy é téna ny 80% mitsy no omena anao nyampitso-ny fivoahany, téna kôzy zany an!!!:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3576