rime
22. xxx
(
01/12/2006 09:41)
tsy laniko intsony ra8
niova ka lasa fahavalo
ekena fa mety ho bôgôsy
kanefa tsy mampisy sôsy
niova ka lasa fahavalo
ekena fa mety ho bôgôsy
kanefa tsy mampisy sôsy
23. pissoa
(
01/12/2006 09:44)
ianao hiany zany no mahazo ka raha azonao hatao de mba hazavao hoe hampiana @ inona dédé ratsiraka ?
Tsy i Dede Ratsiaraka akory no ampiana amin'izao fotoana izao (taona 2006 hivadika 2007) ... fa ataon'ny pro-Ravalo 2 izao no kely sisa dia mitovy amin'ny nataon'ny pro Ratsiraka tamin'ny fotoan'androny : culte de la personne :-D:-D:-D
Tsisy idiran'ny oe tia na tsy tia an-dRadidy le resaka :roll:
24. pissoa
(
01/12/2006 09:46)
Oops - tsy pro-Ravalo 2 fa pro-Ravalo @ no tiako nosoratana :oops::-D
26. Fiffi
(
01/12/2006 09:55)
ka ny voalaza teo de hoe
Ndao ampio Dédé Ratsiraka mba ... "de hoy aho hoe
ampiana @ inona ?de ozy enao hoe
Vakio tsara de azo !
Cf xxx sy xxx
27. pissoa
(
01/12/2006 10:00)
Ary hitanao ve ito :
Dia ito koa ve hitanao
Dia averiko njay - vakio tsara dia azo ny resaka :-D:-D:-D
raha ohatr'izao dia efa tsy ho ela dia hiverina ohatran'ny t@ Deba : culte de la personne
Dia ito koa ve hitanao
Vakio tsara de azo !
Dia averiko njay - vakio tsara dia azo ny resaka :-D:-D:-D
28. pissoa
(
01/12/2006 10:02)
Anyway, ef io ny fanazavana. Rah tsy azo le fanazavana dia zay njay no tsy haiko :roll:
29. mandrindra
(
01/12/2006 10:05)
zay efa nahazo daholo ????
i pissoa mantsy efa manome fanazavana beeeee
i pissoa mantsy efa manome fanazavana beeeee
32. pissoa
(
01/12/2006 16:38)
zay efa nahazo daholo ????
i pissoa mantsy efa manome fanazavana beeeee
mandrindrakoooooo ve mahazo ? :oops::-D:-D:-D
33. Fiffi
(
01/12/2006 16:43)
booboo:booboo: andao akia isika sy ndry haka lesona an ! :wink::-D:-D:-D
tsy azo tsy araka tsy mazava nefa efa ni-cf xxx sy xxx
34. boubounezy
(
04/12/2006 18:43)
diamondra27:
ito indray no reko mandende any:
dia mba ahoana ny eritreritsika @io?
diams aleo alou jereko ny pejy,
tsy adalana na kou rediredy
fa slam aranaturely, ka wé andao nareo retra mba ijery. slamy dôriginy sy mazava,
ndao nareo iadi hevitra sy ilaza.
eritreritra mandalony Boubounezy.
tsy foronina tsisy lainga fa nazatra,
ka aoka isika no ny démocratie mba hizatra.
35. diamondra27
(
05/12/2006 07:58)
boubounezy:ary ndry kay manafina talenta klé
tsy vitan'ny mahay mihira sy mahay mahandro sakafo ihany fa mahay manao poésie koa. Masaka e=D=D=D^:^
:-*:-*
tsy vitan'ny mahay mihira sy mahay mahandro sakafo ihany fa mahay manao poésie koa. Masaka e=D=D=D^:^
:-*:-*