manala ny mpandrindra
1. xxx
(
30/11/2006 04:52)
Inona no matoateny azo avy amin'ny Hery, izay ataon'ny zanamanan'aina isan'andro? Eny fa na dia ianao io aza.:°)
novalian'i xxx ny 04/12/2006 04:26
7. kelly13
(
30/11/2006 11:40)
fiffi adino nga ny t@ matiere malagasy tany ampenarana??? lolll
mampanery,
mampanery,
9. zakony
(
30/11/2006 12:21)
andraso nareo ampianarina malagasy fa tss
manery : ny foto-teny dia tery, toy izany koa ny mampanery
miery : foto-teny ery
herimanga no valiny araka ny lazain'i aigredoux

13. lapino
(
30/11/2006 17:29)
Dia ahoana indray izany raha:
heriniaina, herimiafina, herimiampita, heribe, herivola ... ? :°):°)

16. xxx
(
30/11/2006 18:25)
betsaka ny nody fanina,
betsaka ny nanao kilalaon-teny,
fa i snowin no nahasahy nanao dingana lehibe=D
lapino: mangery niaina, mangery miafina, mangery miampita, mangery be, mangery vola ... :-D
Ohabolana tsy dia mazava: "Ny firaisana no hery"

17. malalatinasoa
(
01/12/2006 08:21)
xxx:
betsaka ny nody fanina,
betsaka ny nanao kilalaon-teny,
fa i snowin no nahasahy nanao dingana lehibe=D
lapino: mangery niaina, mangery miafina, mangery miampita, mangery be, mangery vola ... :-D
Ohabolana tsy dia mazava: "Ny firaisana no hery"
dain
19. aigredoux
(
01/12/2006 09:09)
"Firaisana no hery"? Valiny= L'accouplement fait la force=))=))=))