Nampihomehy ahy tokoa ny caricature tao @ express anio!

1. SARERAKA2 ( 29/11/2006 18:17)
asa aloha raha hisokatra izy ity caricature nataon'ny namana ELYSE RANARIVELO tao @ EXPRESS na ahoana fa raha tsia dia miangavy izay namana mahay manao azy mbà ho hitan 'izay tsy nahita

http://www.lexpressmada.com/expressmada/index.php?p=caricatures

http://www.lexpressmada.com/expressmada/index.php?p=bd_display

ANKAFIZO FA DIA MAHATSIKAIKY nefa toa mitaratra ny zava-misy !!!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:38
2. besoiiin ( 29/11/2006 18:23)
:D 1° tr de vita e, :D:D:D:-D:-D:-D

Mihomieza aloha lesy dieny izao a, kely sisa ny fotoana ahafahanlisany mihomehy, :-D:-D:-D
3. xxx ( 29/11/2006 18:26)
dia midika inona zao io amilà? midika fahareseny ra8? hoavy ny alahady de angina elà io indrindra
4. Fiffi ( 29/11/2006 18:28)
mba sambany zah nahita an'i sarerak nihomehy ..:-D
5. xxx ( 29/11/2006 21:21)
l'express ve moa tsy an'i herizo razafimahaleo?
6. xxx ( 29/11/2006 22:17)
Ny Sary ao @quotidien indray mba ahoana ry sareraka?
7. fijo ( 30/11/2006 05:59)
tsy maninona io ka,raha kibo be io no ahafahana miazakazaka be
8. ronaldo09 ( 30/11/2006 09:07)
ha!ha!ha!ha!ha!ha!ha!ha!KIIIIIIIIIIIIIII!!!!!!!
9. ravatorano ( 30/11/2006 10:05)
tsy hanala na hananihany olona aloha fa raha tena course réelle toa tsisy afaka ireo hitanao amin ny sary ireo na (sa) reraka ambony ihany alohan ny fiaingana
aza hadino koa fa ry zalah ani tsy mahita afa tsy tribune na express e fa any amin ny gazety hafa tsy mbo jereny we manakory kou
d asa izay tena hihomehy letsy tsika kle
sa hilaza indray lisany hoe nangala bato izay mahazo ny fandresena eo izay tsy maintsy mody aty aminay ny coupe amin io satria zahay mafoaka e
:wink:
10. mpanota ( 30/11/2006 13:19)
Lay tamin'ny 28 nov iny no tena milay eh :twisted:
11. tsimatimanota ( 30/11/2006 13:49)
QUI RIRA LE DERNIER? RONALDO B KIBO
12. fijo ( 30/11/2006 22:55)
inona no idiran'ny kibon'i ronaldo amin'ilay resaka??????mba asio fisainana fa tsy mety.
13. papala ( 01/12/2006 11:20)
de io % @ caricature ny express io ve no mahavelompanantenananao ry sareraka ? lazaiko marina aminao fa % ny RERAKA IO !=))=))=))=))=))=))
14. fijo ( 01/12/2006 23:38)
miandry isika e,vita izay ny fandresendahatra.ny vokany izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1817