izay hijery ny sarinn'y teny Alarobia sy Antsonjobe

1. jentilisa ( 29/11/2006 10:22)
Tamin'ny Asabotsy teo...izany hoe tsy misy Ravalomanana ity an!

http://jentilisa.blogspot.com
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:23
2. sonwin ( 29/11/2006 12:25)
ok milay be ny teny alarobia kil ts kil fotsiny
3. mimi ( 30/11/2006 08:04)
MISAOTRA FA TENA HITA MIHINTSY NY MAHASAMY HAFA ILAY SARY E NY TENA TOKONY HO TSAPAN'NY TSIRAIRAY ANIE DIA IZAO E NA TOY INONA NA TOY INONA RESAKA HABETSAHANA NA FAHAVITSIAN'NY OLONA DIA IZAO IHANY AORIAN'NY 3 DECEMBRE NO MANAMBARA NY FAHABETSAHANA NA FAHAVITSIAN'NY OLONA izay ihany io fa aza lany fotoana sy lany andro oa oa oa isika satria tena tsy fantatra mihintsy ny ao antsain'ny tsirairay.
.
4. pimaso ( 30/11/2006 13:23)
FELICITATION ALAROBIA
5. fijo ( 30/11/2006 23:23)
fa ny mpanao politika koa,tokony handinitena,fa raha ireo no olona voasarikao,dia tokony hisaina enao,hoe misy resak atsy mandeha ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.541