tapidalankalehy ny fahavalompirenena
21. xxx
(
29/11/2006 19:08)
ka iza no teneninlà anizany? diniho aloha izay teneninlà, izay vao miresaka fifanajana, elà ary tsy manaja ny tenanlà amreo kôzinlà rehetra ireo ka iza no hanaja anlà eo?
22. besoiiin
(
29/11/2006 19:21)
xxx> marinzany; soa fa ialahy no niteny sy nahita; fa raha zohina ity tantara ity d lejim no nanomboka nanao provocation sy hesonteny hihihhi:-D:-D:-D kanefa vao tratran'ny hitsitoraka mampisaina kely dia niparitaka;
calmeo razoky a,
tsiky de ampy e:D
calmeo razoky a,
tsiky de ampy e:D
23. Lejim
(
29/11/2006 19:53)
Tsy maninona e. Lejim koa tsy harary fo aminareo izany mihitsy. Olon-kafa no hamparary fo ahy fa tsy anareo, ary tsy ho resaka politika velively!
Ho hita eo izay seza volamena omen'i Ravalomanana anareo rehefa lany izy.
Amiko tsy fomba fanoherana ny zavatra tenenin'olona izany filazana azy ho tsy ampy fandinihana izany. Rehefa tsy mitovy hevitra dia tsy mitovy hevitra fa tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra aminao dia adala sy tsy nisaina tsara izay! Fa raha mieritreritra enao hoe adala ireo olona tsy mitovy fijery aminao dia izay vao lazaiko ho tsy ampy fandinihana sy mitapy enao! Izay no nahatonga ahy nilaza an'io etsy ambony!
Atteinte a la personalite na a l'intelligence dia tsy tohan-kevitra salama izay amiko fa ataon'olona marary saina!
Ny fahavalom-pirenena aminao tsy fahavalom-pirenena amiko. Mbola tohin'ny fanaratsiana sy tsy fanajana olona ihany manko io miantso olona ho fahavalom-pirenena io.
Fantatro fa fanatika enao, dia aleoko zah hangina amin'izay. Otran'ireny zah tsy hiresaka Christianisme amin'ny radical Islamist fotsiny!

24. besoiiin
(
30/11/2006 06:19)
lejim> serieux b an, reflechir avant d'agir fomba fiteny hain'ny olondrahetra io, ary takatr'izay misaina rehetra ka tsy ho azavaiko lalina, tsisy nanao ADALA na MITAPY olona teto ary tsisy nanao olona ho MARARY SAINA raha tsy ingahy,:D:D:D mots avy ao @ phrasen'ingahy dôly reo razoky a, ary raisonement aningahy dôly, zay no lazaiko we mba heritrereto sy saino lalina alou izay lazain'ny olona fa tsy izay tonga ao antsaina voaloany ao (1° reaction) akoury d marina dôl, :D:D:D aza entimpo ry akama a!
ny fahavalompirenena indray amiko dia tsy ireo mpanafika na mpamotika ny firenena fotsiny iany fa ireo izay minia hampihemotra sy hampikatso ny firenena manontolo, ivereno vakiana ny loahevitra etsy ambony ary kiano raha misy diso na iray aza...
retour au sujet @zay e!

25. pimaso
(
30/11/2006 13:29)
IZAY TSY MAHATANTY 1ER TOUR DIA VITA MIVOAKA NY M/CAR NDRAY ALOA DIA @ 2013 NDRAY MIHAONA RAHA MBOLA SAHY E
SA HANAPOAKA TETEZANA NDRAY LAISANY RY RATSIRAKISTE MIANAKAVY
ALIAKA HENJEHANA HOA FA NY KISOA LAFO VIDY
MAZAVA
SA HANAPOAKA TETEZANA NDRAY LAISANY RY RATSIRAKISTE MIANAKAVY
ALIAKA HENJEHANA HOA FA NY KISOA LAFO VIDY
MAZAVA
26. fijo
(
30/11/2006 23:31)
fomba fiady zalahy io hoe 1er tour dia vita io,fa ny 03 dec ihany no ahitana ny tena marina an.andraso klo ny valiny,vao hoe tsimaintsy hisy 2eme na hoe 1er dia vita