1er tour dia vita, aoka izay fa mandreraka
1. tezitra
(
28/11/2006 14:09)
dia
ce sujet est ecrit par fiffi à 08H30 et piso45 à 11H30 aujourd'hui et donc en l'espace de 03h, et il se se trouve sur 4 initulé -na hevitra @ ity page ity fotsiny. Preuve que vous ne pensez même pas à c k vous ecrivez. miverimberina le hevitra , c le propre des pro-ravalo ça.
car vous votez :
-la bouche baillonnée
-les oreilles bouchées
-les yeux fermées
-le nez pincé.
VOUS NE SENTEZ PAS QUE ça PUE à MCAR.

novalian'i madera2 ny 01/12/2006 19:15
2. jentilisa
(
28/11/2006 14:32)
Vava mitampina ve hoafaka mite ny hoe 1° tour dia vita? Aza mora tezitra fa 75% aza no tanjona!
Iza koa moa izao no manampi-tsofina miteny hoe aoka izay? averimberiko ihany koa hoe 1° tour dia vita e!
Maso mitampina indray moa manjary sao dia vato hafa indray no voarotsaka fa safidinay ve hahatezitra anao e! tsy mahazaka demokrasia ianareo raha tsy mahatanty resy eo!
Ny orona mitampina indray moa akory atao fa sao maty amin'izany ianao?
Inona koa moa no iraharahianao izay aty Madagasikara raha any andafy ianao? sa henonao hatrany ny hamaimbony?

3. xxx
(
28/11/2006 15:21)
nareo no tsy mahazaka demokrasia,
raha nahaza levalo de tsy nikorontana mihintsy ny panao gazety, ary nasainy hitsikera daholo izay manana hevitra matoa lery tsy nanao izany dia midika fa tsy zakany ny demokrasia.
DEMOKRATSIA:?: no tena izy

4. lagoon
(
28/11/2006 15:26)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img150.imageshack.us/img150/9608/ra8ballondr2.png[/IMG][/URL]
5. bazylou
(
28/11/2006 15:43)
dia ho alika daholo izany ireo 13 ambiny ireo ka hanaiky dakana fotsiny tsssss!!
6. tezitra
(
28/11/2006 15:51)
ralagoon, ce cerf volant veut dire que R8 c du vent, ou bien du pets gras qui l'a fait gonflé. croyez moi , le 03/ 12 vous y allez les nez pincé, mais moi j'irai craché dans l'urne
ELECTION PIEGE A CON
ELECTION PIEGE A CON
9. papounette
(
28/11/2006 16:47)
tezitra:
dia
ce sujet est ecrit par fiffi à 08H30 et piso45 à 11H30 aujourd'hui et donc en l'espace de 03h, et il se se trouve sur 4 initulé -na hevitra @ ity page ity fotsiny. Preuve que vous ne pensez même pas à c k vous ecrivez. miverimberina le hevitra , c le propre des pro-ravalo ça.
car vous votez :
-la bouche baillonnée
-les oreilles bouchées
-les yeux fermées
-le nez pincé.
VOUS NE SENTEZ PAS QUE ça PUE à MCAR.
=))=))=))=))ary enao mahita nen'olon nefa ny ataonao tsy hitanao akory!
10. besoiiin
(
28/11/2006 18:53)
1° TOUR DE VITA, MARC RAVALOMANANA, mampalaelo ela ry tezitra sy bazil fa harary fo sy hibontsinorina daholo, kanefa ny anay izao fety maro sosona, proclamation 1° tour de vita krismasy d farantôna.
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
11. lagoon
(
28/11/2006 18:56)
tezitra:
ralagoon, ce cerf volant veut dire que R8 c du vent, ou bien du pets gras qui l'a fait gonflé. croyez moi , le 03/ 12 vous y allez les nez pincé, mais moi j'irai craché dans l'urne
ELECTION PIEGE A CON
Aza mora sendotra eeeeeeeeeeeee
Rehefa tsy mahataty dia aleo manao forfait ianao fa tsssssss
12. kitjo
(
28/11/2006 19:39)
hevitra miverimberina hono..hahhaha
jereo ange oe iza no betsaka mpampiditra hevitra ao e!
maty am-pitoerana ao lesy nareo fa kalam iany an!

14. fijo
(
28/11/2006 23:44)
ary tezitra toa tsy mahatanty hevitra kle??????de aiza le demokrasia????
15. xxx
(
29/11/2006 05:50)
hahaha efa miha-manakaiky ny 03 decembre dia efa mba manararaotra faramparany kosa ra-tezitra ry zareo fa aleo mba hivazavaza faramparany eto kosa izy fa rehefa mivaly eo anie io fifidianana io mety tsy ho hita intsony zareo reo e.