Sandambola...

1. madagasikara ( 28/11/2006 06:39)
Manahoana daholo,
Ohatrinona ny sandan'ny euro sy dolara amin'izao ankatoky ny fifidianana izao?
MIsaotra.
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 18:49
2. zakony ( 28/11/2006 06:52)
tsy mahay tsianjery an'ireny fa any amin'ny internet fen, ny azoko lazaina dia mba nahazo aina kely ny vola malagasy tato ho ato
3. Fiffi ( 28/11/2006 07:33)
DEVISES
Euro
Cours max: 0 Ariary
Cours min: 0 Ariary
Cours moyen: 2 669 Ariary

Dollar Americain (USD) 2 078,14 Ariary
Livre Sterling (GBP) 3 944,61 Ariary
Franc Suisse (CHF) 1 671,47 Ariary
Rand South Africa (ZAR) 287,23 Ariary
Japan Yen (JPY) 17,60 Ariary
Dollar Canadien (CAD)
4. bazylou ( 30/11/2006 00:46)
nahazo aina fa kely dia kely mba tsy ilazana hoe maty tanteraka!! tsy nisy 5% akory fa tany amin'ny2 sy4 raha be indrindra,
5. Fiffi ( 02/12/2006 18:49)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914