kiali prezidan

21. kala ( 30/11/2006 08:01)
papounette:

kiali:

papounnette: aleo atao bisou io panohitsa ray io de mangina eh!


De alefa any @ kala ve alo le demande d'autorisation de bisous sa tonga de atao secret d'état de vitaina mangingina any ny fampihavanam-tserasera?hi!hi!hi!:°):°)



nô nid

zà tsy srp ê! :wink:

hafaihany koa ange le hoe nanao :* tamina prézidà zany ê!:D:):):)

efa mahazo plasy ambony be ve dia ho variana hijery ny hafa mifampi :* any, aleo hiantso an'i fasaly sy ari dia handeha hanao shopping =))=))=))=)) sady manararaotra mihodina kely mijery ny advan'ny ankizy ê! :-D :-D :-D

kiali > io leisy hararaoty fa efa propagandy daholo zany!



22. papounette ( 30/11/2006 10:21)
kala:misôtra betsaka @fahafoizantena nasehonao fa de hatao ampahibemaso zany ny fampiahavan-tserasera Prézida Kiali sy Mpanohitsa ftma.
Sady tsy lany vola koa ny firenena (efa kely sisa ao:-$:-$)fa de manolotena zany ny Prézida(fitira) Kiali hanao Bisoutisme mba hampilamina ny tany sy ny fanjakana.
ooéééééééééééééééééééééh=D=D=D
Minisitry ny vola
papounette
23. ftma ( 30/11/2006 11:51)
Mbola manohitra fa masiso le bisou an'i kiali :wink:
kiali miala any
kiali tsy ho lany
kiali fa be vinany
kiali tsy mitondra makany ...
cutie: njy nga manohana an'i kiali
24. papounette ( 30/11/2006 12:48)
Msé le Prezida(bisibsika io an)f'angà enao efa nanao bisous antsokosoko tany?
25. ftma ( 30/11/2006 17:28)
papounette: manome bisous antsokosoko fona io izany no tsy hifidiana azy :wink:
26. cutie ( 30/11/2006 20:56)
cutie: njy nga manohana an'i kiali

za manohan an-jy ka :wink:
27. andry08 ( 30/11/2006 20:58)
=))=))zah tapa-doha d'ôfisy
28. kiali ( 30/11/2006 21:27)
euhhh! ahona moa zany fa tsy harako tsony??? i paounnette no 1ere dame sa i kala??? andraso aloha hiakatra hijery ery ambony fa lasa nifangaro iz zany!!
de iza moa le panohitra???
hay i kala no izy!!!
oups!! tratra zah ! :-D:-D
29. Bakobako2 ( 30/11/2006 21:53)
:-D :-D :-D :-D :-D
kômika mintsy nareo , fa aiza alou ty fifidianana ty Dago sa lafrantsa?
30. papounette ( 01/12/2006 17:02)
Euh!Msé le Prezidà Kiali:?:?+bisibisika fa sô de henony ftma njay zany resaka zany:-o:-o
kala:1ère dame
papounette:Ministry ny vola no mpanohana mafana fo(hi!hi!hi!)
ftma:mpanohitsa mafana fo no sady namôka secret d'Etat!:lol::lol:
-papounette: manome bisous antsokosoko fona io izany no tsy hifidiana azy
no sady manao menace an'i cutie:{:{:{de voatery izy niteny hoe manohina anjy za mantsy an'i ftma
-cutie: njy nga manohana an'i kiali
31. MTN ( 02/12/2006 05:28)
tsy mety izany fa mila mpanaramaso iraisam-pirenena, aza matahotra ry vahoaka fa tsy misy tapa-doha izany eo a :@
fidio aho fa
-hoamboariko ny lalana avy eto amin'ny hatsikana sy lalao mankany any amin'ny sary rehetra
-ampitomboina ny hevitra ao amin'ny sakafo
-hotsinjovina manokana ny artista sy mpihira
-tsy hofohanana kosa anefa ny politika
:@
ilay bandy iray io ataovy haingo trano ny vatony
32. papounette ( 02/12/2006 06:38)
ôtsany mba tsara kosa zany programmanao zany MTN:oops::oops:
Za fidina hanao ministry ny vola raha lany eo enao an na ministry ny bisoux mety daholo!:wink::-D:-D:-D
33. MTN ( 02/12/2006 06:54)
mbola hodinihina ny momba izany fa dieny izao aloha ianao dia ilaina mizara t-shirt misy ity sary ity :@
34. papounette ( 02/12/2006 09:16)
Firy zany no tsy maintsy zaraina klé:-D:-D:-D
Andraso hanao récensement ny mpiserasera ato alo:P
35. kiali ( 03/12/2006 00:58)
nenah ry reto raha lany eo zah de "legaliser-ko" ny maina an!! de i papounette atao misary voaly hotran'ny any afganisthan fa dady hanoroka an'i MTN nefa zah eo! :-D:-D ! de ny bex zaraina any @ robinet! :-D:-D:-D! de inon koa re eh??? andraso aloha haka hevitra @ reo ministro zah fa lany pasy
36. MTN ( 03/12/2006 02:16)
ny ahy koa holegalizeko ny mariwana.:@
Dia raha resaka toaka indray dia ho exportena ny toaka gasy, atao laro leitsy tonga dia mahavita mifaninana amin'ny tsena iraisampirenena.
Resaka bex, ampitomboina ny fete de labiera, atao isaky ny renivohi-paritany misy daholo.
papounette: betsaka loatra ny isan'ny olona fa aleo mizatra trakta fotsiny no ataonao. Asio ity sary ity :@ daholo ny dinika rehetra.
37. MTN ( 03/12/2006 02:19)
vazivazy izany papounette fa dia iny koa dia tena somokotra be hametraka eo an.:°)
izany aloha ny bisou :* dia adinoy any amin'izay i kialy fa mitady ireo misotro hono izy(aty ami'ny mpamosavy no manoko sikidy);-)
38. ftma ( 04/12/2006 09:16)
papounette: lasa mamadika palitao :wink:
sady tsy mifidy an'i kiali tsy mifidy an'i MTN, lasa mamo daholo n vahoakaraha nareo no eo :wink:
cutie: njy ko ve manohitra e ?
39. kiali ( 04/12/2006 12:25)
zay manohitra wa tapadoha
40. kala ( 04/12/2006 13:13)
:*
:*:*
:*:*:*
:*:*:*:*
:*:*:*:*:*
ry kiali tsy mahatapa-doha zany an!

papounette >na minisitra toi na SP Ny prézidà na DIrecab, tsy blem hoa zany ê! rano hiditra ny ketsa be hosakanana, :wink:

ftma > roahy ny omby ê! :roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4296