Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.

21. dailynews ( 30/11/2006 18:24)
izhao mbola tsy naheno feo audible tahaka ny anao izany... te haheno aho indray andro any raha tsy mahare koa anefa tsy maninona, ny namako no efa naheno io.

nivavaka hono izy indray andro tahaka ny vavaka fanaony ihany hoe Atra mba hahazo vady sns...

dia hoy hono Atra T@ feo audible taminy hoe: "pray for your husband" (ento ambavaka ny vadinao)

dia hoy izy hoe ka izaho anie mbola tsy manambady e..
dia intelo Izy no niteny izany ary indroa izy no nikikitra niteny hoe izaho anie mbola tsy manambady ka ahoana no hivavahako sahady ho azy sns...

dia izay ihany no reny tsy tadidiko ny tohiny.
22. niryna ( 17/12/2006 18:59)
Misy fanahy masina miaraka amintsika ka iny no mitaridalana sy manintsy antsika.Io no zavatra voadiniko isan'andro.Manana finoana isika ka mahafantatra fa nomeny fanantenana amin'ny zavatra rehetra ary io no mahafoaka ny hoe aza matahotra fa homva anao aho.
23. niryna ( 14/01/2007 21:28)
diamondra27:

izaho indray dia tsy feo no henoko fa nofy ary nisy fotoana mitamberina matetika ilay izy.
Tsy inona io nofy io fa hoe: mitory teny za hono, de indraindray manala devoly

Mino aho fa nomen'Atra fahasoavana io ianao koa tanteraho.
Kanefa io miteny io teny misy mihitsy

message[Faharoa manaraka izany dia anisan'ny olona tsy nino ary niblasphème ireny olona ilatsahan'ny Fanahy.Tsy mino izany miteny @ fiteny tsy fantatra izany aho.
tsy mora ny miaina miaraka @ Kristy sy mitandrina ny didiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1042