Premier pas

21. ikaretsaka ( 27/11/2006 12:36)
f'hita hoa:roll:
22. tsimatimanota ( 27/11/2006 14:11)
mikaretsaka izy izany.......
23. diamondra27 ( 27/11/2006 15:39)
sady tsy maty manota ihany koa no mikaretsaka izy izany...
24. Rasiligaoma ( 27/11/2006 23:37)
ao daholo akia ry sipa isany an..kotio ireo lehilahy ireo
25. xxx ( 28/11/2006 00:27)
Miala tsiny amin'ny tsy ampy taona sy ny mora tohina aloha fa misy fiteninay izay.
"lavaka dia iarahana". Ny lhl tsy hitondra takaitra izany mihitsy, fa asakasakao ihany.
26. Rasiligaoma ( 28/11/2006 00:36)
mara foa zay.. lehilahy tsy mba ratsy hoy ny any aminay
27. sasa ( 28/11/2006 05:40)
xxx tena tonga d mahereza d mahavita soa fa raha za manokana aloha tena tsy mahavita an'zany
Mba tantarao refa nahavita ianao
28. tsimatimanota ( 28/11/2006 06:06)
Dia...monja moa e!
29. fasaly ( 28/11/2006 06:56)
ny ahy 2eme pas zà vao tena manao be mitsy:?:^):^)
30. tequila ( 28/11/2006 07:23)
marina fa efa hafa ny firehan'ny tany nefa aza adino fa misy charme amy maha vhv tena tsara tandrovana , arakaraky ny tanjona kendrenao sy ny eritreretinao hoe halavitan'ny relation tadiavinao aminy.
Mahabe égo ny lhl ny hoe iny fa nisy sipa nikoty, fa tian'ny lhl kokoa ny hoe izy no nahazaka ny vadiny!!
Ka ny hevitro dia tsotra: raha sary indray mipika no tianao dia tonga dia vavany zany, fa raha lalina kokoa, ataovy hoe izy no nahita anao , ka anjaranao izany ny manao izay ho hitany foana e
Bisou dia mahareza akia
31. tsimatimanota ( 28/11/2006 07:48)
mahamanina mihitsy izany tequila izany
manana hevitra tsara mihitsy nareo izany
32. tequila ( 28/11/2006 11:29)
tsimatimanota> zany e
33. tsimatimanota ( 28/11/2006 11:48)
Te ki la a!
34. diamondra27 ( 28/11/2006 13:33)
tequila,tsimatimanota:olé
35. andrea ( 29/11/2006 21:29)
xxx> de ahoana ? tantarao rehefa avy eo.. sahy ve sa tsy sahy ? de arikitra ve ??
36. niry8 ( 29/11/2006 21:46)
"Mba hono ho aho : misy olona tiako ary mahafinaritra ahy ary babo tanteraka ny fitiavako,misy anefa ny firesahana hoe :tsy mety @ vhv ny manao 1er pas nefa ankehitrinyanie ka efa mitovy zo ny lhl syvhve!"


Zà efa nanao premier pas fa nanenina:cry:. Tsy haiko nefa alou e,tsy mitovy ny olona.Arakarak'indry ihany io,fa raha sahy mi risque dia andramo.
Otran'ny tindry be manko izy ka sao blessée be koa indry avy eo raha sanatria...
37. MTN ( 30/11/2006 05:12)
niry8 :-*:-*
38. tsimatimanota ( 30/11/2006 05:43)
diamondra ngah hanao ny dingana voalohany...
39. diamondra27 ( 30/11/2006 08:30)
tsimatimanota: tequila, de olé wa :lol:

za ve, euhhhh toa mbola tsy nanao dingana voalohany zany za koa ary tsy hanao an'izany.
T@ za t@ 4ème no nisy bandy mba nanaitra ahy zay fa za tsy sahy nampiseho na inona na inona taminy moa izy koa avy eo affecté tany fianarantsoa.
40. pimaso ( 30/11/2006 08:53)
ny dingana faharoa anie efa tony ny rano,
tsy misy sensation forte intsony e,
lasa routine @ zay
le suspens mihitsy ,no tena matsiro hono...
hoy ny Ntaolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3089