LANY RA8 HISY NY GREVE eny @ 13 mai..tsy lany ....

1. SARERAKA2 ( 25/11/2006 23:16)
Raha lany i RAVALOMANANA dia hisy ny greve eny @ 13 mai ....raha tsy lany koa izy dia hisy ny greve eny @ 13 mai ...KA DIA SAMIA MIOMANA E!

-LASANTSY 1 LITATRA 50.000FMG
-NY GASOIL 40.000FMG
-NY MENAKA 30.000 FMG

ho betsaka indray ny ho very asa ! ho be ny pataloha rovitra sy hivaloarika noho ny tanin'andro .

ENY NO FOTOANA IZANY E!

ka inona no tsy marina amin 'izany e!
novalian'i pimaso ny 30/11/2006 13:21
2. Fiffi ( 26/11/2006 07:28)
i SARERAKA2 no andeha hanakorontana ny saim-bahoaka hi-grevy ? soahiany fa mbola be lavitra ny olona tsy azo rebirebena ....feno fahendrena .....

ka inona no tsy marina amin'zany e !
3. ikaretsaka ( 26/11/2006 08:18)
SARERAKA2:

Raha lany i RAVALOMANANA dia hisy ny greve eny @ 13 mai ....raha tsy lany koa izy dia hisy ny greve eny @ 13 mai ...KA DIA SAMIA MIOMANA E!

-LASANTSY 1 LITATRA 50.000FMG
-NY GASOIL 40.000FMG
-NY MENAKA 30.000 FMG

ho betsaka indray ny ho very asa ! ho be ny pataloha rovitra sy hivaloarika noho ny tanin'andro .

ENY NO FOTOANA IZANY E!

ka inona no tsy marina amin 'izany e!



mety hisy ilay izy fa tsy haiko hoe iza no mety hahasarika olona betsaka.. le grevy @ izy lany sa le grevy @ izy tsy lany!
aleo hiaraha mijery fa mistery ny ampitso e!
4. jobily ( 26/11/2006 15:55)
aoka re mba mivavaha ianareo mba tsy hisy izany fa grave be ho antsika anieee !moa ve tsapanareo ny nanjo atsika t@ 2002 irenyeeee ?jerenareo fa tsika teto ampovoatany no tena niharanilay zavatra anieee fa aoka re mba tsy hisy intsony renyeee fa vomaika loza ho any ampovoatany indray manko .ary aoka ny maha nofo iray sy ra iray antsika no hombanjinitsika @ zay fa aza omena hevitra maloto ny namana fa miparitaka ny hevitra ary mivoaka ny zavatra tsy tokony hivoaka @ farany fa mba mangataka zah avelanareo izany hevitra izany , fa izay lany eo dia tia tanindrazana avokoa ary malagasy avokoa
5. kitjo ( 26/11/2006 15:57)
marina izany ry jobily fa asa izay ho faly @ fahasahiranana aterak'izany kanefa milaza ho tia tanindrazana

sady hanam-potoana amzany koa ve ny olona e?

sa le 400 teny Alarobia iany?
6. Stone ( 26/11/2006 22:20)
Olona iza no hanao greve?
7. Simpona ( 27/11/2006 12:26)
Raha lany Ra8 mety tsy hamela ny olona hanao grevy eny am 13 mai izany.
Izay manakorotana eo dia mety henjehina avokoa.
Manome rariny azy aho amin'izay.
8. papounette ( 27/11/2006 15:10)
SARERAKA2:

Raha lany i RAVALOMANANA dia hisy ny greve eny @ 13 mai ....raha tsy lany koa izy dia hisy ny greve eny @ 13 mai ...KA DIA SAMIA MIOMANA E!

-LASANTSY 1 LITATRA 50.000FMG
-NY GASOIL 40.000FMG
-NY MENAKA 30.000 FMG

ho betsaka indray ny ho very asa ! ho be ny pataloha rovitra sy hivaloarika noho ny tanin'andro .

ENY NO FOTOANA IZANY E!

ka inona no tsy marina amin 'izany e!




:{:{:{Bonheur des uns malheurs des autres!!!!
9. vahatra22 ( 27/11/2006 16:30)
marina mihitsy nen' i Simpona! ravalo indray tsy hanaiky ny hisian' izany eo ! reveko mihitsy lo lery @ io toetrany dictacture io e! bravo ravalo!:lol::lol::lol:
10. xxx ( 28/11/2006 16:04)
de aaiza ny demokratsia @ zany????
11. madera2 ( 28/11/2006 18:23)
mety marina zany satria hitantsika ny tapatapany izao nefa mangataka@ andriamanitra isika mba tsy ho hisy zany isika ihany no voaéé
12. mananja ( 29/11/2006 08:38)
sur v nareo fa 1èr tour ihany d vita io sa mety hisy 2è na dia ts d manana adva matanjaka otrazy(seho ivelany) ary izy?
13. pimaso ( 30/11/2006 13:21)
SARERAKA A
NY ALIKA AZA EFA NIALA T@ IZANY TOE TSAINA MIREFAREFA @ TANY IZANY
MAZAVA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556