Ingahy RONALDO "asa ianao raha mbola variana @ mondial"
manonofy atoandro nareo, 1 er tour d vita io ,
ary ndana makeny Alarobia foana fa tsy ho eny ny vahoaka,
tsy candidats dondrona kely hoatr'ireo anareo ireo no hana an'i Mao Tse Toung Gasy ( Ravalomanana )
@ toerany,
Ny statistiquenareo mitovy @ ny andratsiraka, tonga dia miomana hanao refuser politique sao taraiky eo,
Voninahitsy aza taraiky,
60 % vato TIM
10%Ratsirahonana
5%herizo
5%roland R :oops::oops::oops::oops::oops::oops:
Nahitsiko kely mihitsy ny lohateny fa efa dila ilay 03 dec.
Ny marihiko kely dia tsy hoe mpomba an-dRavalomanana aho raha nanao io tombatombana io fa ny fahamarinan'ny famaliana ny ratsy amin'ny tsara no tiako namarinina tamin'ity fifidianana ity.