ity ny an'i Darôla

1. bazylou ( 25/11/2006 14:50)
www.rolandratsiraka.com
[url]http://www.rolandratsiraka.com
novalian'i kelly13 ny 25/11/2006 16:08
2. Fiffi ( 25/11/2006 14:51)
soahiany fa tsy nisokatra .. :wink::-D:-D
3. bazylou ( 25/11/2006 14:52)
Ny anay aloha nisokatra fa ianao angamba tsy nahandry sa bas devit ny pcnao??
4. Fiffi ( 25/11/2006 14:54)
adsl be zao ve ho bas debit klé :-D:-D:-D:-D:-D
5. Lejim ( 25/11/2006 15:00)
Fa inona ny probleme-n'i Fiffi?!

Merci bazylou!
6. Fiffi ( 25/11/2006 15:40)
:roll:
7. kelly13 ( 25/11/2006 15:53)
ôtran'ny mahita an'i deba zany za ka miala tsiny fa zamé hifisy azy
8. kelly13 ( 25/11/2006 15:53)
"hifidy" fa diso fanoratra azafady
9. kitjo ( 25/11/2006 16:04)
io pejy ray document sans titre io fts ve?

aza ny programa?
10. kitjo ( 25/11/2006 16:05)
ay iny vao nivoaka fa kay ela b le izy

tena simba ny saiko @le loko MENA le!

ianareo mianakavy iany io ry bazyl fa ataovy ze mety an
11. bazylou ( 25/11/2006 16:07)
Ny anareo koa dia mba inona no mijery!! jereo ary chargeo tsara ilay site fa misy progrma ao anatin'ilay rubrique campagne!!! ianbareo ve tim e!!!
12. kelly13 ( 25/11/2006 16:08)
za neutre hihii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564