VONOY AHO HOY IZY FA AFAKA 3 ANDRO.....

1. SARERAKA2 ( 24/11/2006 19:21)
SARERAKA dia tsy maintsy hiteny raha mbola misy zavatra tsy rariny na aiza na aiza !

Koa dia mamerina ny fiarahabàna ny MPISERASERA REHETRA e!
Na novonoina ary aho hoy izy afaka 3 andro ihany dia hitsangana @ maty indray

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 08:25
2. xxx ( 24/11/2006 19:30)
oadray fa nga lasa Jesosy ndray ritony ty sareraka e ! sady tsy izany akory anie no nolazainy e ! :-D:-D , ary iza koa moa no nde hamono anao e ? ianao aza efa reraka ko mbola ho vonoina ndray ve , tokony homena kaly aza mba hiarina :lol:
3. SARERAKA2 ( 24/11/2006 19:53)
Radion' AMBOTSITONONINA ANTOKO faha -8 MANANA
dia voatery hiverina hiresaka aminareo indray izao SARERAKA

MEDITATION!
4. xxx ( 24/11/2006 21:40)
aia aia aia, Inona indray ity mamadika palitao ity...

Ninoninona lazain'elah diso elah,
Mangina fa mpanohitra tsy alehany elah ....

Tsy ara-dalana.. tsy aradalana... ny 3 déc
Manohana mpanao coup d'état ve letsy elah
De hoaradalana,
Io no alehany rehefa tsy mahay miray hina
Hatr@ voalohany...
Zara Dra-8 aza nilatsaka daholo ny mpanohitra rehetra
Afaka mi-Démontré Ra-8 izao fa misy démokrasia eto Madagasikara..

Marenina eo tena fa izaho no miresaka...
5. Fiffi ( 24/11/2006 21:50)
xxx:
oadray fa nga lasa Jesosy ndray ritony ty sareraka e !
nga tsy nahatsikaritra i xxx fa tsy SARERAKA io niteny fa i SARERAKA2 ?


6. 00bandy ( 24/11/2006 21:51)
Mba atovy matotra ny resaka. ny hevitra aoka aroso fa tsy teny tsisy fotony otran'izany e !

ny mpanao politika v no manao ny ataony dé isika no iady.
Milamina eh !!!!
Ra izao no teo-tsaintsika dé tena hikorontana indray izany gasikara atsihoatsy!!! (manahy mafy aho,satria samy tsy hisy hanaiky fa samy hitondra ny lohany daholo)

:-* :-* :-*
7. SARERAKA2 ( 24/11/2006 21:52)
raha ny tena marina dia ! nosomparan'ny sasany ny tena tsy ho tafiditra ato intsony !kanefa diso hevitra ihany satria :SARERAKA dia tsy maintsy miteny raha mbola misy zavatra tsy mety !

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY e!
8. SARERAKA2 ( 24/11/2006 22:07)
00bandy:

Mba atovy matotra ny resaka. ny hevitra aoka aroso fa tsy teny tsisy fotony otran'izany e !

ny mpanao politika v no manao ny ataony dé isika no iady.
Milamina eh !!!!
Ra izao no teo-tsaintsika dé tena hikorontana indray izany gasikara atsihoatsy!!! (manahy mafy aho,satria samy tsy hisy hanaiky fa samy hitondra ny lohany daholo)

:-* :-* :-*


TSY IANAO IRERY NO MILAZA AN'IO ALOHA FA DIA MIAHIAHY DAHOLO NY OLONA FA HISY 13 MAI indray...ho be indray no very asa ..ho be indray ny terena hilahatra ...ho be indray ny ho rovitra pataloha sy hitanin'andro ....

KA DIA HO HITA EO MOA E!
9. fijo ( 24/11/2006 22:27)
iza no nisompatra an'ingahy tato kay???mba lazao hoe fa sao tsaho fotsiny
10. xxx ( 25/11/2006 08:21)
ianao koa ve rafijo hiaino zay vavan'ny olona reraka any a ! noho ny harerahany dia tsy niditra teto izy fa naka aina kely sy hanomana fanongana-mpanjakana
11. Fiffi ( 25/11/2006 08:25)
sady efa reraka2 :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1238