mba iza?
1. Aino
(
24/11/2006 16:34)
mba lasa ihany ny saiko hoe, mahay izay olona navita namadika ny ora aty europe ampitomboina 1h na koa ahena 1h rehefa tonga ny volana sy andro hamadihana azy!!
mba fatatrareo ve hoe iza no nanova azy io?
mba fatatrareo ve hoe iza no nanova azy io?
novalian'i kelly13 ny 28/11/2006 15:24
2. kelly13
(
24/11/2006 16:45)
euhh ny fantatro d t@ 1976 no niantomboka io resaka changement d'heure io, economie d'energie hono! ms iza no nahita io hevitra io, hum, tsy haiko, mdrr
4. Bakobako2
(
25/11/2006 18:13)
ny tena napmé tam ty heure d'ete ty de ndray taona zany , am folo ny fiangonana , za io ny omaly alina mbola nikirimba. tsy kôpy zay amboniny tany ny maraina , niazakazaka ôtrany inn a fa hoe tara, inn
ny oul mivôka fa rava ny lamesa efa am onzy io.
tsy vo tsony a ny avy eo fa vô maly ny a de ovaiko
ny oul mivôka fa rava ny lamesa efa am onzy io.
tsy vo tsony a ny avy eo fa vô maly ny a de ovaiko
5. kitjo
(
25/11/2006 18:36)
mba hazavao kely marina oe ry reto ny fandehan'io fa tsy azoko mihitsy ny antony..
dia inona ny fiovana hitanareo?
dia inona ny fiovana hitanareo?
6. kelly13
(
25/11/2006 19:31)
refa dernier dimanche d'octobre njy d mahazo matory 1h de plus, d rehefa dernier dimanche de mars (sa avril tsy tadidiko) indry tsy maintsy mifoha 1h avant! lolll!!! mahakamo b! za tena tsy tia mihintsiny :x
7. kitjo
(
25/11/2006 19:44)
oohhh
dia inona ny fiovana mety ho hitan'ny maso?
ny tiako lazaina hoe miha maizina ve @maraina sa maninona, y tena oe antony anovana le ora
dia inona ny fiovana mety ho hitan'ny maso?
ny tiako lazaina hoe miha maizina ve @maraina sa maninona, y tena oe antony anovana le ora
8. Bakobako2
(
26/11/2006 11:07)
Lé mars alou iny tsy de mampaninn fa été e,
fa ty le octobra ty de vetivety eo de alina ny andro ndraindray aza am 4 d'efa alina tsy milamina mintsiny , de am maraina am 7 lay ndé hivôka hiasa iny mbôla maizina iany, am 12 vô tena maraina ny andro e.:idea: :idea: :idea:

9. kelly13
(
28/11/2006 15:24)
kitjo>economie d'energie hono ankia no tena antony anovana ilay izy a! d'ailleurs tsy hitako ze economie d'energie azoko fa ny economie-ko no lanin'i edf satria @ 16h za d efa manomboka mandrehatra jiro! aleo mihintsiny io nolazain'i bakobako2 io hoe mars satria iny mazava b sady manomboka miramirana b fa ho avy ny été!
hihihi
hihihi