Maba ahoana re no fandehan'izy ity

1. bazylou ( 24/11/2006 09:03)
raha misy gazety ohatran'ndry Charlie hebdo na canard enchainé any Madagasikara e?????
NY gasy ohatrann'y maizina ihany, tsy mahazaka democratie.
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 14:40
2. mandrindra ( 24/11/2006 09:18)
firy kilao ny demokrasia?:lol:
3. xxx ( 24/11/2006 10:06)
misy toa an'izany ihany ka.la gazette de la grande (gueule..) ile ohatra...
4. vakiniadiana ( 24/11/2006 10:25)
Bazylou >> tsy hoe maizina ny gasy fa mandala ny fifanajàna :wink:

5. xxx ( 24/11/2006 17:29)
ppffff fifanajana ve ny fanakonana ny marina sy fanampenam-bava ny mpanao gazety e!!!!, mba misaina e!!!! tsssssssssssss
6. fijo ( 24/11/2006 23:00)
bazylou an,tsy voatery hitovy daholo koa ny rehetra e,ny mety aty ivelany tsy voatery hety any afrika.tadidio foana izay.
7. bazylou ( 25/11/2006 14:40)
Ie tsy voatery hitovy ,, fa kosa sahala hatrany ny fitondrana azy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072