Mera théreza

1. tsimiandravola ( 24/11/2006 00:28)
http://www.rationalistinternational.net/article/20031024_fr.htm



Nahitsin'i lanto
novalian'i prime ny 04/12/2006 11:12
2. ikaretsaka ( 24/11/2006 00:41)
raha ny hevitro de tsy asina probleme loatra io satria
tsy ny indianina na ny olona ni mitsara an'i masera sy ny nataony fa andriamanitra e.. ary mety ho lasa lasa ohatran izany koa i Pere pedro
3. Simpona ( 24/11/2006 07:36)
Samy manana ny fijeriny ny olona tsirairay araka ny toerana misy azy. Samy manan ny lafiny hitany ka mandray izany araky ny fisainanay sy ny fahalalany, ... aryny tiany handraisana azy ...
Fomba fijery iray io amiko. Tsy manan fahalalana feno aho hahafahako manao tsikera fa araka ny voalaza tetsy ambony hoe, aleo Andriamanitra no hitsara
4. hery ( 24/11/2006 08:09)
tsimiandravola> ireny no toa anareo miteny ny zavatra tsy fantatra... mitovitovy ihany ianareo. Io ilay lazaiko foana hoe midira sy miainà tsara ao anatiny dia ho hitanao ny tena marina :-)

Ny fikambanana naorin'i Mère Tereza no fikambanan-dRelijiozy mahantra indrindra. Any amin'ny trano sasany aza dia tsy misy télé akory ka tamin'izy maty dia teny andalana no nahalalan'ireo mpikambana hoe maty ny mpanorina azy.

Ary rehefa mandray zavatra ho'a dia aza mihaino feondakolosy tokana. Misy betsaka koa ny lahatsoratra ahitana hoe Reconnaisants ny Indiana. Dia tadidio koa fa nahazo ny Prix Nobel (reconnaissance mondiale?) izy.

http://www.zenit.org/french/visualizza.phtml?sid=33054
http://www.cathonet.org/teresa/index.html
http://www.vatican.va/news_services/liturgy/saints/ns_lit_doc_20031019_madre-teresa_fr.html
http://fr.wikipedia.org/wiki/M%C3%A8re_Teresa
5. prime ( 24/11/2006 09:40)
:) d ampy
6. majesty ( 24/11/2006 10:35)
lava loatra le izy d kivy b za hamaky
7. piste ( 24/11/2006 13:28)
Na ny hamaroan'ny olona t@ fandevenana azy dia midika zavatra. Plus d'un million. Ataoko fa ny réalité no miteny fa tsy ny soratra.
8. booboo ( 24/11/2006 14:07)
9. Papoose ( 27/11/2006 01:10)
majesty:

lava loatra le izy d kivy b za hamaky


zah koa rera-maso
10. prime ( 27/11/2006 13:54)
11. tsimiandravola ( 27/11/2006 21:40)
hery:

tsimiandravola> ireny no toa anareo miteny ny zavatra tsy fantatra... mitovitovy ihany ianareo. Io ilay lazaiko foana hoe midira sy miainà tsara ao anatiny dia ho hitanao ny tena marina :-)
Tediavinareo hiditra any amin'ny ordre indray ny bandy:lol: hanao masera ve vao hahafantatra fa vavy ry masera?:-D:-D:-D

Ny fikambanana naorin'i Mère Tereza no fikambanan-dRelijiozy mahantra indrindra.
Culte de pauvreté=sambatra izay noana,sambatra izay mahantra ,sambatra izay....Tsy mino nefa aho fa tena mahantra loatra toy izany izy,ny vahoaka no mahantra,i Mera théreza aza rehefa narary dia tsy nihafy tamin'ny taintaina mpahazo olombelona fa notsaboina tany Eropa
Any amin'ny trano sasany aza dia tsy misy télé akory
Ataon'ny relijiosy inona moa télé?Moa ve tsy ao amin'ny télé no ampisehoan'i Satana an'izao tontolo izao ny mpino ka hankalozany azy ireny mba hihohoka eo anatrehany ho takalon'ny zavatry ny tany?:-D:-D
ka tamin'izy maty dia teny andalana no nahalalan'ireo mpikambana hoe maty ny mpanorina azy.
Ndrooooo!...maty ,tsy nisy mpitsetra akory ve?Maty tsy nisy mpanontany!!!::-P

Ary rehefa mandray zavatra ho'a dia aza mihaino feondakolosy tokana
.Ny an'ny Katô no tena ngedabe ny lakolosiny.Ka io no tonga amin'ilay tononkira hoe: "Lakolosy be sendra lakolosy kely ,tandremo ka tandremo!"
Misy betsaka koa ny lahatsoratra ahitana hoe Reconnaisants ny Indiana.
=io ilay feon-dakolosy be!



12. Rasiligaoma ( 28/11/2006 00:55)
rhefa ny "cause" ny de hainy ny manindraindra azy
"avelao hanao rehefa izay no mahasalama azy e"
13. prime ( 28/11/2006 13:26)
:wink:
14. majesty ( 29/11/2006 05:24)
za ndray tsy dia mijery loatra izay finoan'ny Katolika an'i Mera théreza fa ny fieritreretako fotsiny hoe marobe ny olona nahita soa tamin'ny fanampian'io ramatoa io fony fahavelony dia ampy ho ahy.Nenah ary moa 'lay mpangataka tery amin'ny totohabaton'Antaninarenina vao indray mandeh angamba no nahazo tamiko efa hitako korazy ery ranamana maika fa ireo olona teo akaikin'i Mera théréza isan'andro isan'andro humm aoka fotsiny:D
15. prime ( 29/11/2006 11:10)
16. Rasiligaoma ( 29/11/2006 12:50)
andramo ny manao toa azy..hanasoavanao ny tenanao e

misy karazana critiques 3 hono:
Dia ny critiquen'ny
1) olona manao mitovy @ zavatra ataonao
2) olona manao zvtr mifanohitra amin'ny ataonao
3) ny avy @ olona tsy manao n'inon'inona

Ilay fahatelo hono no betsaka sy mahasosotra indrindra:evil:
17. prime ( 29/11/2006 14:30)
rasiligaoma:
misy karazana critiques 3 hono:
Dia ny critiquen\'ny
1) olona manao mitovy @ zavatra ataonao
2) olona manao zvtr mifanohitra amin\'ny ataonao
3) ny avy @ olona tsy manao n\'inon\'inona

Ilay fahatelo hono no betsaka sy mahasosotra indrindra
...:-D:-D:-D
18. ikaretsaka ( 01/12/2006 04:01)
ary marinna izany a
19. prime ( 01/12/2006 11:57)
ikaretsaka> :lol::-D:-D
20. majesty ( 01/12/2006 12:36)
:roll:^^:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3031