aradalana

1. fijo ( 23/11/2006 23:07)
aiza ihany ny mpanohitra amin'ity aradalana ity e?????
tsy ekena ny daty ny 03 dec fa tsy aradalana e,"nefa misy mpahay lalana milaza mazava fa aradalana io"
izao indray manohana olona mpanongana fanjakana,"tsy aradalana"

inona no atao hoe aradalana amin'ny mpanohitra fa tena tsy aiko intsony?
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:11
2. xxx ( 24/11/2006 02:32)
Tsy amin'ny mpanohitra ihany io fijo fa @ mpanao politika rehetra. Tsy hitantara zavatra maro aho fa mba mahay lalana koa ny olona sasany amin'ireo mpanohitra izay milaza fa tsy ara-dalana io 3 decembre io. Tsy idirako ny amin'ilay hoe tokony niditra kandida ve izy ireo sa tsy tokony raha fantany fa tsy ara-dalana io satria mbola resaka lavabe izany.
Novakiko iny article t@ madagascar tribune iny, fa ilay olona nanao interpretation aza dia olona tsy mipetraka antanana akory fa mba nanome izay mba heviny any!
Tokony ho ny HCC no mandinika an'izany, fa satria ny HCC any amintsika tsy neutre toy ny any antoeran-kafa, tsy inoan'olona ny zavatra teneniny!
Mbola olana be mila aremina izany.
Tsy neutra hoy aho ny HCC satria ny position rehetra noraisiny nanomboka tamin'ny voalohany, ny proclamation an'i Ravalomanana ho filoha, mitatra t@ afera Lahiniriko, candidature-n'i Rajaonarivelo sy Gle Fidy, ka hatramin'io resaka daty io d'election io, dia manome vahana ny mpitondra foana izy, ny executif izany, au lieu de hitandro ny lalam-panorenana. Izao izy ireo lasa tsy manan-danja be intsony @ opinion'ny olona sasany!

Lejim
3. vahatra22 ( 24/11/2006 08:54)
ireo tsy manana tetika afa-tsy ny hamingana an-dRa8 e! nefa tsy ho tanteraka mihitsy izany teti-dratsiny izany f'efa ravalo no tian' ny vahoaka!
4. fijo ( 24/11/2006 23:11)
vahatra ,izay aloha aoka ny fifidianana no hilaza azy.
le jim,ekeko ireo voalza ireo,saingy ny mampanontanytena ahy dia ity.
ry zalahyireo,inona no atao ahoe aradalana aminy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3025