ny diaspora izao
1. bazylou
(
23/11/2006 16:36)
dia efa mihena ny mankafy an'ilay 8!! satria feno resa be fotsiny nefa rehefa hangataka aty aminay ihany!!
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 23:30
3. xxx
(
23/11/2006 16:45)
Ary ny Diaspora Malagasy inona no mba ataony hoany Fireneny..
Ankoatra ny be resaka eto @ serasera tsy mitondra voka-tsoa hoan'i Mada akory...
Raha tia-tanindrazana nareo de ny tombotsoa ny firenena no jerena fa tsy ady seza lava izao
Ankoatra ny be resaka eto @ serasera tsy mitondra voka-tsoa hoan'i Mada akory...
Raha tia-tanindrazana nareo de ny tombotsoa ny firenena no jerena fa tsy ady seza lava izao
4. mandrindra
(
23/11/2006 16:59)
izaho aty ivelany aloha tsy miafina ao ambadiky ny xxx. izaho be resaka eto amin'ny serasera.
ary i xxx ve efa nahavita be ho an'ny firenena?
ary i xxx ve efa nahavita be ho an'ny firenena?
5. kelly13
(
23/11/2006 17:37)
zao le mampimé "Raha tia-tanindrazana nareo", nga anay aty rery izy io????
6. oufouf
(
23/11/2006 18:09)
xxx > f'angaha ny diaspora no mitady seza , ny diaspora efa manana ny azy , ny mpanao politikanareo ireo no mila hazavaina ny sainy, ny diasporanareo efa manao investissement aty dago mampiasa vola sy olona tsy efa fanasoavana ve izany, raha notahiriziny nataony tao ambany ondana taty fotsiny ny volany (euro sy dollar) dia tsy mety .
7. fijo
(
23/11/2006 22:04)
xxx an,mba misy manao ihany kosa ny avy aty e,fa misy koa nefa ireo laniandro mitsikera fotisny.samy misy ireo
8. vakiniadiana
(
24/11/2006 05:52)
Fa ny mahagaga ahy anie ilay lazain'i bazylou hoe "mangataka aty", f'angah ry reto mangataka any aminareo i Ra8 ? mbola tsy naheno izany indray aho
9. bazylou
(
24/11/2006 09:05)
Izy anie tsy mangataka aty aminay fa mampanao cotisation sy rakitra, ny olona ehetra mivory sy mijery azy e!!
10. vahatra22
(
24/11/2006 09:06)
aza miteniteny foana ry balou a! tsy eto akory no firediredena ! rehefa tsy tia azy fotsiny d akombony ny vava fa tsy ny olona no anasana vangy eto!
12. kitjo
(
25/11/2006 10:01)
mbola tsy mahatsiaro wen iany ve enao ry bazyl an?
ze lazainao eto tsaho avokoa sy zavatra tsy mitombona toy ny an platform..efa voakiana foana mbola manao ihany...leo a ra za enao!
fa tsy koi alo fa mba misy analanay andro ko e!
ze lazainao eto tsaho avokoa sy zavatra tsy mitombona toy ny an platform..efa voakiana foana mbola manao ihany...leo a ra za enao!
fa tsy koi alo fa mba misy analanay andro ko e!
13. bazylou
(
25/11/2006 23:30)
ny tsy nahita ihanya nie no milaza fatsaho e!! ny nangatahana angaha hisy hino!!
