tsy fantatro

1. Tiks ( 22/11/2006 05:07)
hiran'ny SLOW INDONESIANE izy fa nataony tamin'y teny gasy tsy fantatro ny mpihira sy ny titre
novalian'i Fiffi ny 22/11/2006 07:08
2. robot ( 22/11/2006 07:01)
mialatsiny fa tsy mba haiko ny titre an ,fa ny tarika mihara azy angamba dia :FREEDOM JAH ,mialatsiny fa mety ho diso koa le fanoratra an, fa mba mety mahavaly azy kely io, de mazotoa ary miheno azy eh!
3. Fiffi ( 22/11/2006 07:08)
de tena tsy mba aiko mihintsy zany hira zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379