Mpanohitra mifanohitra = miady an-trano

1. manantsoa ( 22/11/2006 03:55)
Mahavariana :
Misy kandidà mahay ny lalàna ary milaza fa ara- dalàna dia ara- dalàna ny fanaovana ny fifidianana amin' ny 3 desambra 2006 . Ny hafa anefa milaza fa tsy ara - dalàna .
Misy kandidà mihezaka ny hiroso amin' io fifidianana amin' ny 3 desambra 2006 io . Ny sasany anefa mitady hanankorontana fotsiny ary na dia afisy iray aza tsy hita akory eny amin' ny faritra voatokana ho amin' izany .Toa ny fivoriana any anaty efitrano no betsaka .
Izany rehetra izany ve no entina hifaninana amin-dra8 ???
kandidà tsy matotra akory kanefa mitady ny hitondra firenena ao anatin' ny 5 taona .
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:14
2. dasy ( 22/11/2006 11:31)
nisy nitady teto hoe: nivoaka vay aiza i general Fidy : st-cyr ve ? mba te halala koa aho
3. fijo ( 22/11/2006 23:30)
na ny poziny aza noheveriko fa kaporaly kle
4. kitjo ( 23/11/2006 07:24)
ka zay oa le lazaiko e,
mbola vao hanala andRavalo zareo dia miady an-trano...tsy mahay mifanaraka, mifangala-bola sns

mbola aiza izany raha hoe mba mody imaginer-na oe misy anankiray amzareo tafakatra eo!

5. manantsoa ( 23/11/2006 09:51)
Tena mivarina any amin' ny laharana gisitra eran-tany i Madagasikara raha sanatri ny iray amin' ireo no lany eo.
Nahavita be ra8 , kanefa tokony mbola nahavita be noho izao . Ireo mpanao politika niseho nanohana azy kanefa tsy miasa tsara akory anie tena niady varotra mihitsy isaky ny misy fanamboarana gouvernement e.
Ary izay no hiseho raha sanatria hafa no ho lany eo . samy mbola hameno paosy daholo aloha .
6. Lejim ( 23/11/2006 14:40)
manantsoa> efa gisitra isika izao satria any amin'ny 10 derniers. Efa tsy dia izany intsony no vakiana loha satria amiko efa pire izay! ratsy be

Misy firaisan-kina kosa ao amin'ny mpanohitra na dia tsy mitovy hevitra aza izy ireo indraindray! Tsy hitako ny olana amin'izany. Raha manaiky hevitra iray foana ireo, izay vao lazaiko ho tsy matotra satria manara-drivo-mahery izy amin'izay!
7. xxx ( 23/11/2006 16:02)
Tabeza Nous sommes incapables! (Assidu deMadagascar)
18/09/2005 à 13:15
Que d'erreurs impardonnables commises par nous, du côté de l'opposition! Voilà exactement quatre ans que l'on doit construire une opposition, et on n'a rien fait de valable! On a perdu du temps. On s'est cantonné dans des critiques stériles et agressives qui n'ont rien de convaincant pour les électeurs. On s'est accroché à des personnes qui n'ont aucun avenir politique. On n'a jamais su construire une stratégie rationnelle pour conquérir le pouvoir. Contemplez l'erreur monumentale du rassemblement d'Andoharanofotsy. On s'est fait gruger jusqu'au bout. Le temps file très vite. A cette allure, Ravalomanana sera là jusqu'en 2017
8. fijo ( 23/11/2006 23:14)
lejim an,raha miray saina letsy ,ka hanangana zavatra tsara tsy misy olana an,fa raha miray saina hanimba kosa ngamba tsy mety loatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2598