hoy ny mpahay lalampanorenana.

1. fijo ( 21/11/2006 22:37)
jereo ny gazety fa misy fanadihadiana nataon'i resampa zanany any.izy dia mpahay lalana manokana momba ny lalampanorenana.
azavainy tsara ao,fa legaly tsara mihintsy io daty ny 03 dec io,ka izay manohitra izany dia tsy manaja ny aradalana.
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:31
2. xxx ( 21/11/2006 22:52)
aiza no ahitana ilay gazety?

3. fijo ( 21/11/2006 22:59)
jereo ao amin'ny madatsara ao.
4. vale ( 21/11/2006 23:09)
xxx: misy koa any @ tribune !!
5. tenagasy ( 22/11/2006 00:14)
Efa nahita an'io koa aho!
Saingy ny demokrasian'ny sasany anie raha vao tsy ny heviny no tanteraka de tsy mety izay eh!
Izao ve: 8 volana mialoha no nambara ny datin'ny fifidianana; fiomanana hofidiana tsy vita tao anatin'izay .... lanin'ny kary!!!
Raha hoe fohy loatra ny fotoana nomen'ny fitondrana hiomanana dia mba azo neken'ny saina ihany.
Io anie raha miala eo izany ny mpitondra ankehitriny, tsy havelandry zalahy hisy fifidianana izany io e! Hahodiny zavatra hafa indray!
6. tenagasy ( 22/11/2006 00:25)
Hoy i jeneraly ki a pété:
- niainanay nandritry ny 2 taona ny 2002, noho izany .... dia ho 2002 toraka efatra. Izany hoe ny fahazoako azy: tsy matematisianina izy dia mety mieritreritra hoe hiaina 8 taona ny toa an'iny izy, fa raha matematisianina izy dia ho 16 taona izany???
- raha ny aina nafoy indray no resahiny: raha nisy 100 maty ohatra izany t@ 2002, raha tena jeneraly misaina ny teniny marina izy 100 puissance 4 izany anie ka efa 100.000.000 e! Ho fonganiny izany ny Malagasy? Ary izany no ilazako hoe:
vreman il a pété!
7. manantsoa ( 22/11/2006 04:09)
Raha lany soa aman-tsara i ra8 amin'ny 3 desambra , dia hoavy ny filam-baniny fa tsy ara-dalàna tokoa io fifidianana io .
raha sanatria hafa no ho lany eo dia tsy hisy hilaza mihitsy akory fa lany tamin' ny tsy ara- dalàna ilay kandidà .
Misy kandidà mpahay lalàna anie mirotsaka ho fidiana ao ary milaza fa ara-dalàna io fifidianana io e.
Momba ilay jeneraly indray . tena mafy ry zalahy izany te - ho filoha izany an! atao daholo ny fomba rehetra na dia hita sy fantatra fa tsy mety aza.
Inona no nanakana azy tsy hirotsaka ho fidiana ? Ny caution tsy voaloa ?
raha izany dia tokony hanaja tena .
Ho aiza no tsy ho tratra anefa izy e : ny milisy nohazainao tamin' ny 2002 no hanoro ny toerana misy anao
8. rakotoyvon ( 22/11/2006 05:31)
ka io anie fantatry ry zalahy fa tsy ho afaka eo r8 e dia nitady fomba entina analana azy izy asaina mametraka démission satria chef suprême de l'armée ka mora ho andry zalahy amin'izay ny maka ny fahefana aramiaramila dia voaongana ra8 amin'izay dia izay tiany no apetraka eo satria ny hisosy ihany no tanjon'dry zalahy
9. fijo ( 22/11/2006 23:37)
ka tsy misy mety ze tetika atao no mampiomehy ko
10. Stone ( 23/11/2006 18:18)
Dadany indray iny interpretation nataon'ngahy Dr Resampa zanany iny!
11. fijo ( 23/11/2006 23:31)
za koa gaga fa aleo tsorina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2342