Vita ny amin'ingahy RAVALOMANANA!!!!!

1. sareraka ( 21/11/2006 09:56)
Hanambatra hery izy 13 candidats noho ny taim-bava izay nataon-dRAVALOMANANA teny ANTSONJOMBE ny alahady lasa teo!izany hoe na ny mpanohitra sy ny mpomba sasantsasany aza dia ho lasa platte-forme iray lehibe @ ity fifidianana ity satria hisy ny 2 e tour.Manginy fotsiny ny fandrovitana ankitsirano ny affichen'ny candidats sasany izay ataon'ny mpomba an-nDRAVALOMANANA...

Ho vita hatreo ny an'ingahy RAVALOMANANA !

Hisy indray ny HERY VELONA RASALAMA 2 ka dia MAMPAMANGY daholo !!

Mandehana mankany @ MAGRO fa hisy fizaràna YAOURT maimai-mpoana sy OLYMPIKO entina hampangatsiahana ny fo mafàna noho izao vaovao mampalahelo ho anareo tim IZAO

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
novalian'i Stone ny 23/11/2006 18:21
2. akama2006 ( 21/11/2006 10:02)
marina an'izany!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. hermione ( 21/11/2006 10:03)
:D Tsy mino aho hoe hisy 2ème tour zany io. Talohan'ny fiantombohan'ny Fampielezan-kevitra dia nisalasala zaho satria nihevitra fa nisy t@ reo kandidà 13 mba potentiellement crédibles sy mavesa-danja fa izao aho toa tssss. Ohatry ny zvt azoko tenenina daholo fotsiny no tenen-dry zareo ry Sareraka a. Sady maivana e, maivana.Marina anie zany e.Asa aloha e.
4. akama2006 ( 21/11/2006 10:07)
ho vita ihany ny aminy ra8 fa kely sisa!tsy tsra ny miziriziry be loatra aminy tsy aradalana an!:lol::lol:
5. tianamalala ( 21/11/2006 10:44)
mampalahelo ianareo ry sareraka sy ny tariny fa toa maniry mafy ny hilentehan'i madagascar any amin'ny lalina mihintsy .Sokafy tsara ny maso dia jereo ny zava-mitranga eran'izao tontolo izao dia ho hitanareo fa nihamafy ny fiainana . Ohatra iray fotsiny ity : aty france salady novidinao 1f lasa 1euro50 amin'izao fotoana izao X10 izany ohtra iray fotsiny io fa azo lazaina ho nitombo 8X any ho any ny vidim-piainana raha ny aty france no jerena .
6. sareraka ( 21/11/2006 11:01)
tianamalala:

vakio ny ao @ wanadoo.mg dia ao @ tribune tsy izaho no mamorona ! an

MARENINA EO HOA!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E
7. tianamalala ( 21/11/2006 11:18)
sareraka o!!! Tsy ao anatin'ny 4 taona anie ny firenena iray izay latsaka tany amin'ny kizo dia ho tafaharina e!!!Raha tsy hoe mpanao fahagagana anga ny mpitondra!!
8. loik ( 21/11/2006 11:26)
an an tsy vita ny @ izao dia manoana azy @ fifidianana 2ém tour. IZao dia mahita ny zavatra nataony fa tsara dia tsara ny nataony hatramin'izay ka hatramin'izao.Mila manaraka ny firenena lehibe isika mba ho tafita fa raha tsy izany dia rendrika toyn'ny taloa indray
Ary tsy ampy akory ny fitondrany fa tokony hitoy hatrany mba hisy ventiny ny rano natsakaina. Misaotra tompoko
9. akama2006 ( 21/11/2006 11:27)
tiana malal> salde 1f lasa 1euro 50????? fa salady inona izany vidinao ziany!sao mba le efa azao hoanina fotsiny aza izany!raha sty hoe bio sy produit de qualité sup angaha!ary na niakatra aza ny fiainana ny fahefamivisy anie maharaka ihany koa e!miampy ny fanampiana ataony fanjakana!fa ny antsika sady mihmotra no izy rehetra no mihemotra vokoa.8)
10. vale ( 21/11/2006 11:37)
loik:

an an tsy vita ny @ izao dia manoana azy @ fifidianana 2ém tour. IZao dia mahita ny zavatra nataony fa tsara dia tsara ny nataony hatramin'izay ka hatramin'izao.Mila manaraka ny firenena lehibe isika mba ho tafita fa raha tsy izany dia rendrika toyn'ny taloa indray
Ary tsy ampy akory ny fitondrany fa tokony hitoy hatrany mba hisy ventiny ny rano natsakaina. Misaotra tompoko
Miombon-kevitra tteraka,=D=D=D , EKENA!:wink:

11. akama2006 ( 21/11/2006 11:41)
vale>:cry::cry::cry::cry: ,efa ampy izay fa sty ampiana kosa ka!tsy ekena,tsy ekena!:roll::roll::roll::*
12. vale ( 21/11/2006 11:48)
akama: ao azany e!:}:}:}:}:-*
13. oufouf ( 21/11/2006 11:55)
ho anareo fanatika ireo akama2006, sareraka , fa inona ny anareo no misaina (raha misy saina) aza tampenam-bava ny sasany hiteny ny heviny: aza atao marenina izy , fa iza no mivazavaza izao, fantatra ny tsy fitiavanareo ny ra8 ....hovay ny toe-tsainareo fa lomotra , fa hoviana ianareo no very fihinanana t@ 2002 , efa 4 ans après ve mbola tsy tafarina ihany , raha mieritreritra ianareo hoe politika no ataonareo tsy politika sa mila omena dico hazava tsara, tohano izay tohananareo fa za variana manenjika foana :-@:-@:-@
14. sareraka ( 21/11/2006 11:58)
oufouf:

ny ps nao ihany dia efa mahavaly azy ouf ouf olona adaladàla izany foufou! tsy ny adàla no betsaka fa ny ondrakondrafana no betsaka ianareo no ho very fihinanana fa mampijaly ny mahantra loatra

15. oufouf ( 21/11/2006 12:04)
fa inn no hidiran' ny ps @ izany , fa ngah fantatrao izaho .....mbola tsy foufou tany ho any aho ... ary tsy izany ny dikan' ny ps io ... tsy takatry ny tsy misaina sy ny mpanakorontana ireny , f'angaha ianao mihevitra ny miaro ny mahantra ôôôô mdrrr
16. oufouf ( 21/11/2006 12:06)
aiza lé sareraka é ... sa reraka !mdrrr
17. sareraka ( 21/11/2006 12:08)
oufouf:

aiza lé sareraka é ... sa reraka !mdrrr

MAIS VOUS ETES FOU!
18. malalatinasoa ( 21/11/2006 12:09)
Aleo ny vahoaka no hifidy e!!!!
Raha ny pronostic klou dia resiny ra8 lavitra be daholo ireo candidat rehetra reo @ ity fifidianana ity, fa tsy misy duel ohatry ny t@ 2002.
Raha za ny mpanohitra mikarakara sovaly matanjaka ho @ 2012 fa tsy laozana manakorontana sy manao vavany maty an-drano eo.
19. oufouf ( 21/11/2006 12:12)
tsy mahita ho tenenina intsony ingahy sareraka : vita ny amin'ingahy sareraka !!!!! mdrrrrrr
20. oufouf ( 21/11/2006 12:15)
na ny miady hevitra aminao aza tsy misy ho raisina ingahy sareraka !!!!! mahakivy ! mba ataovy consistant ny zavatra teneninao é !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008