Vita ny amin'ingahy RAVALOMANANA!!!!!
21. sareraka
(
21/11/2006 12:18)
oufouf:
na ny miady hevitra aminao aza tsy misy ho raisina ingahy sareraka !!!!! mahakivy ! mba ataovy consistant ny zavatra teneninao é !
raha any an-dafy any ny misy anao noho i RAVALOMANANA dia miomàna fa hody ! hiaina ny fahantràna eto @ tanàna dia mbà ho hitanao kely izany fahoriana aty .
22. oufouf
(
21/11/2006 12:21)
ka izay ry sareraka lazaina a! mafy ny ady eto mada hoe : mba misy lazaina ianao @ io : aza manenjika foana .. i ra8 ngah no naka ny sakafonao teo amin' ny vilianao sa tao an-trano sa ... mihezaha ....mihezaha hiavotra.. l' espoir fait vivre l'ami ... tsy nisy herim-po verimaina (lesona 1) mddrrrrr
23. sareraka
(
21/11/2006 12:27)

inona moa no hiezahana eo raha ny keny ananana aza mbola alaina indray!
24. bazylou
(
21/11/2006 12:31)
ie, ira8 no nanngalatra sy nandroba ny zava bahoaka maro an'isa, saingy hoe saromana lalan sy tablier avy any sina ireny dia fanina ny pokona!!
I ra8 no nanmpitombo isa hatrany nytrosan'ny gasy , ary nizestiavany amin'izao air force 1 izao!!
I ra8 no nanao ny inflation gasy ho 100% be izao mihitsy , satria izany hono raha te hahazo volann'y bm, 1e= 13000 fmg na 2600 ar.
I ra8 ihany ko aio mangalatra amin'ny fifidianana sy tsy loyal io!!
Ho avy indray izany izao ny fanampenam bava ny gazety !!!! hafatsy express sy ry hebdo ihany ..

25. oufouf
(
21/11/2006 12:31)
sareraka izay , aza kivy an ! .....manana idéee ngah ianao .. manana projet ... mba teneno raha azonao atao misy resaka mikasika izany eto @ serasera sareraka a! mety hahita investisseur ianao ... tsy hoe ny idée ianao no tsy manana : vas-y .. ny manomboka ihany anie no sarotra (lesona 2), aza kivy izany namako izany ! minoa fotsiny ihany
26. sareraka
(
21/11/2006 12:33)

minoa fotsiny ihany dia tsy hody aty an-tanindrazana ianao
27. oufouf
(
21/11/2006 12:41)
tena mampmé....... mdrrrr.... mintsy ity sareraka ity
tena bloqué amin' ny hevitra iray ianao ô ! tena ratsy be!!!! na mino na tsy mino afaka mody any an-tanindrazana anie aho é ...hihinana vary sy loaka vokatra eto madagasikara
tena bloqué amin' ny hevitra iray ianao ô ! tena ratsy be!!!! na mino na tsy mino afaka mody any an-tanindrazana anie aho é ...hihinana vary sy loaka vokatra eto madagasikara
28. ronaldo09
(
21/11/2006 13:13)
loik:
an an tsy vita ny @ izao dia manoana azy @ fifidianana 2ém tour. IZao dia mahita ny zavatra nataony fa tsara dia tsara ny nataony hatramin'izay ka hatramin'izao.Mila manaraka ny firenena lehibe isika mba ho tafita fa raha tsy izany dia rendrika toyn'ny taloa indray
Ary tsy ampy akory ny fitondrany fa tokony hitoy hatrany mba hisy ventiny ny rano natsakaina. Misaotra tompoko
Raha mahavita azy ny mpitondra dia miarina ny firenena nadia 4 taona aza no ipetrahany eo,nony niala teo Ratsiraka (za aloha dia mpanohitra an-dRatsiraka)niakatra teo amin'7,6 % ny hari-karena faobe ary amin'izao?
Raisiko ohatra fa za aty Russie ,tamin'ny POUTINE tonga teo amin'ny fitondrana ny taona 2000 dia tena nirefarefa @tany ny toeka-rena rosianina efa-taona taty aoriana(2004)niakatra tsy nisy ohatry izany ary lasa modely mihitsy aza ilery!Ary iza no tsy hiaiky ny zava-bitan'io rangahy io?
Koa 4 taona ilay Ravalonareo zaridaina feno moka no amboariny ary raha lalana indray ny mpanjanatany sy ny repoblika voalohany no tena nahavita sady ny olona moa ve hihinana lalana ary tsy vitan'izany fa fanampiana avy any ivelany no nahavitana an'ireny fa tsy hoe izy akory .
za aloha Sareraka dia miaraka amin-dRangahy e!Tsy makaiza leiry ary tsy mahatanty demokrasia koa!Nefa izy tamin'ny fotoanandrony fatratra ery raha hanaratsy an-dRatsiraka!
MBAY TANY FA MANAMAIMBO TANANA RAVALO A !
29. oufouf
(
21/11/2006 13:46)
ronaldo09 > izao kosa aloha ...mba objectif .. atao inona moa ny lalana , tsy mbola nisy nihinana lalana : moyen de communication ireny , nandritry ny 30 taoan izay ny lalana efa teo aza simba .. tsy nisy intsony .. izaho oufouf tsy fanatika ary tsy mpanohana an-dra8 aleo hazava ny rafitra....ny resaka fanenjehana be fotsiny no tsy mety ... ohatra fotsiny izay rehetra miseho tsy hoe ra8 daholo : raha marary ve ny zanakao ohatra dia hoe i ra8 no namparary azy .. matetika ohatran' izay daholo ny resaka hitako eto .. rah misy zavatra miseho dia ...
notaizana tao anatin' ny tsy fisihan' ny menaka sy vary ny tenanay .. fantatray izany....fatatray ny zava-nisy rehetra ....rehefa misy ny fiovana dia efa tsara ...mba réaliste é ! aza mitady ny tsy misy aloha .. resaka russie no nampidirina f'angaha nitovy ny économie an' i mada sy ny an' ny russie .. ny gasy angaha efa nanana .. nieritreritra ve nareo fa invité an' ny G7 ny russie raha tsy nanana ..

30. ronaldo09
(
21/11/2006 14:10)
Ka ohatry izany koa ange t@ andron-dRatsiraka e!
Ny filoha foana no lasibatra !
Ny filoha foana no lasibatra !
31. eraina
(
21/11/2006 14:43)
ô ry sareraka a!
raha ny zavatra hita
premier tour de vita
ravalomanana ihany
rediredy ny an'ny 13 candidats sisa
sao marary fo eo an!
raha ny zavatra hita
premier tour de vita
ravalomanana ihany
rediredy ny an'ny 13 candidats sisa
sao marary fo eo an!
32. tianamalala
(
21/11/2006 15:05)
tena marina daholo novoalazan'i oufouf!!!!Ny anampiko azy fotsiny dia hoa:Tsy misy fandrosoana raha ny ny mpitondra fotsyny no mihezaka fa tsy maitsy manampi koa ny ho entina!!!!
33. kitjo
(
21/11/2006 15:58)
Tsy arako tsony ilay resaka fa aleo za hijapy train kely!
fa vita @ahoana Ravalo e?
Dia iza izany no prezida?
Raha tsy misy prezida vaovao tsy vita zany ravalo sa ahoana ary zany regle de 3 anareo izany?
fa vita @ahoana Ravalo e?
Dia iza izany no prezida?
Raha tsy misy prezida vaovao tsy vita zany ravalo sa ahoana ary zany regle de 3 anareo izany?
34. fijo
(
21/11/2006 23:12)
akama an,milaza elahy tery ambony tery hoe,"aty frantsa maharaka ny fahefamividy??????tena efa itako mitsotsorika be letsy izy io izao ko.
tamin'ny 1991 elahy raha miantsena any amin'ny LIDL sy ED izany ,menamenatra.izao lasa feno an'ireny ny tanana.
tamin'izany elahy raha miantsena 1000ff feno impoka ny saretikely.
izao mihantsena 150€ dia lazao ahy ny ao anatin'ilay saretikely io???????

35. patrick2002
(
21/11/2006 23:18)
ronaldo aza ampitoviana i russie sy madagasikara ,i russie efa misy infrastricture de base matanjaka, lalana ,voie ferré , electrification, ary manana ressource miniere maro, misy petrole ,fa ny antsika mbola tsy azo ampitaina @ russie mihintsy ,ary aoka hazava fa ny tena nampiakatra ny toe-karena tao russie dia noho ny fiakatry ny vidiny petrole, isika gasy dia mividy petrole.
36. fijo
(
21/11/2006 23:24)
aza hadino koa,fa ao russie gaigy be ny asandahalo an,ary ny mpitondra no lohany amin'izany.
37. patrick2002
(
21/11/2006 23:24)
dia ho hitan-tsika ao moa ny fahavitan'i Ra8, aza reraka , ary aza tezitra raha homenay azy ny air madagascar ,ny jirama raha izay no hampandroso azy , izay indray dia midera an'izany raha izay no hampihena ny vidiny jiro ,sy hampiroborobo an'i Air madagascar ,izay indray ry se tsy malahelo ava-manana ah!
38. xxx
(
22/11/2006 09:34)
efa zavatra hafa mihitsy angamba ny tsy hitiavanlà andra8 ry lé ronalpô a, fa tadiavinlà volaniza no hanamboarana ny lalana eo? mba alefaso lavitra ny saina fa aza manao lohan-angidina, mahamenatra anay gasy, soa ihany elà fa any fa tena tsy misy ilana anlà mihitsy eto dago...tssss maivan-doha,
39. rakotoyvon
(
23/11/2006 15:08)
ary tô tapaka ny resaka vouaoupa b lery dia samy nangina raha tsy maharaka ny kozy eta @ tanana aza miteny - nisy t@ andron'iza hatramin'izay ny fanamboarana CSB 1 sy 2 efa mihoatrany 50 ao anatin'ny 2 taona - ao @ fahasalamana aho matao miteny izany - mankanesa aty amiko izay te haka porofo - izay fa mba miandry izay olona te haka porofo aho - manao fotoana isika OK ry zalahy a (inona novitan'i ratsiraka - zafy -ratsirahonana - avy eo ratsiraka)
40. xxx
(
23/11/2006 15:33)
afka manao fotoana an'inona hiady hevitra sa zavtra hafa!ady hevitra aloha dia efa vita eto fa raha zavtra hafa dia vonona koa ny aty ka!