Nofiko ho an'i tsimiandravola

21. ikaretsaka ( 24/11/2006 20:57)
eeeeh aoka aloha...
ny gasy toko hoa rehefa hoe resa-pivavahana sy finoana dia lasa mirona be any @ Kristianisma e!
nefa hoe Fivavahana sy finoana no tena main topic fa tsy voatery hoe kristianisme
Sa ko @ gasy rehefa hoe "mivavaka sy mino" dia =kristianina izany?
nefa dradradradraina hoe mivelatra @ hafa ny kristianina
22. majesty ( 27/11/2006 08:45)
ikaretsaka:tsy dia marina loatra angamba zany satria betsaka ny malagasy rehefa miresaka finoana dia manontany hoe inona no finoana arahanao,dia eo no misy milaza hoe protestanta na katolika na musulman na manaraka ny fomba malagasy sns.
ravatorano:'zay razoky zay an hi hi hi m'sôtra e:-*
23. prime ( 27/11/2006 12:54)
ikaretsaka> malalaka ny dinika fa angamba koa ny kristiana no betsaka mandray anjara...
24. majesty ( 29/11/2006 05:48)
prime::D:D:D
25. prime ( 29/11/2006 10:15)
majesty> tsy ratsy ilay nofy e...:) milay...:)
26. majesty ( 01/12/2006 12:42)
prime:raha tsy nisy notairin'ny reveille aza za mety mbola nitohy nilay be mintsy d tonga hatrany amin'ny njy ko:D
27. prime ( 04/12/2006 10:55)
tsimiandravola aza toa tsy tazana intsony... :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596