Hira mba isan'ny tena hankafiziko mitsy izy io nefa indrisy fa tsy hitako ato amin'ny site nefa tokony mba hisy an'zany mihitsy ato toy ny an'reo mpihira malagasy sasany,de mametraka ny fisahorana sahady mialoha ary manantena ny handefasanareo an'io tononkira io ny tenako
merci