n'aiza misy ahy

1. mowgli ( 20/11/2006 04:36)
hono oa ry reto mba afaka omnareo ve ny tonon'nle ira hoe
"N'aiza misy ahy
Ho tsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy mampiova ny fitiavako"

Zay alo fa tena tsy misy fantako mintsy ny momba io ira io afa-tsy io andininy kely io fotsiny
novalian'i Amazone ny 18/12/2006 23:37
2. Fiffi ( 20/11/2006 05:55)
mba tsidio hiany ny tononkira fa bdb ny ao eh ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1777 de io le izy..
3. cutie ( 20/11/2006 12:41)
Tiako koa io hira io :wink:

N'aiza misy ahy hotsaroako foana enao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
@ alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao
Tsy hatakaloko
Satria lamba hirakofako

Ireo dina izay
Zay natao
Nohajaiko no
Noho ianao
Fa ianao no ilaiko no
Nofinidy
Na @ mamy na mangidy

Ireo rendrrendra eto an-tany
De nafoiko no
Noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao no anilako ao

4. Amazone ( 18/12/2006 23:37)
Hiran'i Lalao RABESON izy io. Ao anaty tononkiran'ny serasera misy azy io fa "tsy mba nandao" ny lohateny! tsy fantatro na io na tsy io no tena lohateny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526