Mitady an'i Ange aho ry reto a!
23. tslem
(
24/11/2006 19:05)
Namako efa taloha be tamin'ny fahazaza i Ange , ary Lalasoa no zokiny ary raha tsy diso aho dia io Lalasoa io no mitana ilay Pharmacie amin'izao fotoana izao raha any andafy ianao dia 00216 32 41 522 83 no iantsona ahy
NIRY
maninona rah tonga d mankany ambositra d anontanio io lalasoa io hoe aiza reo oul tadavinao reo e?00261 fa tsy 00216 akory lé numero ry benangy ah
24. ratonga
(
24/11/2006 23:58)
fasaly: to tena bé anjely tokoutrany ao zany klé, mety ao ngamba ny lanitra:-D:-D:-D
MTN: =))=))=))
MTN: =))=))=))
25. fasaly
(
25/11/2006 09:01)
ratonga: tena mismisy mitry wa! ho sambatra isika fa hisy mpiambina fona raha misy ny ankasarotana:wink:
26. ratonga
(
25/11/2006 22:32)
ny anjely ngà mou miambina fa tsy laozan-dry zareo mirôzirôzy misidisidina fôtsiny :-D:-D:-D
27. fasaly
(
25/11/2006 22:46)
:x:? try andrely zany mirozirozy zany ry ratonga:? tsy hain'i toi nga lay hoe "ange gardien":wink::-D:-D:-D:-D ôtsan'i "mimi mati":?:-D:-D:-D
29. ratonga
(
26/11/2006 14:33)
fasaly: kay tokotrany mô, dé tena tsara ambina marina zany é!:-D:-D:-D
30. fasaly
(
27/11/2006 13:06)
rato,nga: tsara ambina be trika ka! kou raha tsy izany ve hivanivany otrzao dool tsika:?:-D:-D:-D sambatsa be fa vôambina !!!!:-P
xxx: aleo andramako aza hoe : ange+ly: angely kary!:roll::-D:-D:-D:-D
xxx: aleo andramako aza hoe : ange+ly: angely kary!:roll::-D:-D:-D:-D
31. sakaizakely
(
27/11/2006 13:39)
benangy>
samy avy ao Iajaky zany isika kou. Fantako tsara ireo olona lazainao ireo. I Lalasoa prof de physique-nay t@ 6è tao @ CEG tamin'izy nanao SN no mitazona ny farmasia amzao fotoana fa ny sisa rehetra tsy haiko hoe aiza.
Jerevo @ nety ny n° tel n'ny farmasia dia antsovy dia any enao mangataka renseignement e ! Rapida sy efficace kokoa angamba ny valinteny ho azonao avy any.
Fa ra za ianao, tsy apetraka @na forum toy izao ny n° tél.^^

32. Achia
(
27/11/2006 14:46)
fasaly:
rato,nga: tsara ambina be trika ka! kou raha tsy izany ve hivanivany otrzao dool tsika:?:-D:-D:-D sambatsa be fa vôambina !!!!:-P
xxx: aleo andramako aza hoe : ange+ly: angely kary!:roll::-D:-D:-D:-D
oay tsy hitako ndray iny le kary e ! :-D:-D
35. fasaly
(
27/11/2006 22:23)
:-D:-D:-Dzany ve tsy hain'i ratoga: lay biby kely maneno am alina reny makarenitsofina be mitry lay izy sady madiilo be ny sofina:?:?