ra tsy maintsy hifidy

21. kala ( 20/11/2006 08:12)
petakorona > elaela ndray vao hita an! :twisted:

aleo le kahihitra reny ê!

zay vola, ngah tsy fitiavana no ilaina?

fasaly > afaka manao shopping foana moa tsika na tsy atsipiny aty aza ny sos. Saingy ny blem dia mety aty izy kahihitra fa ary amin'ilay metiresy mamoaka be. non!non!non!:evil::evil:

aleo le anà ihany no tiaviko ka. :-$
22. nolalaina ( 20/11/2006 09:18)
soanja:

Raha tsy maintsy hifidy dia aleoko "Lehilahy mafy ady". Na dia mahantra aza izahay amin'izany dia ny fitiavana kosa eo ihany.


Nenà kou aky otran'ny andry ry soanja!! aleko mahantra feno fitiavana toy zay manakarena mijaly tsy misy fitia!! ny fitiavana mantsy no harena hitako tsara indrindra!! ary io kou tsy vovidimbola!! (anà manokana zany an!!)


23. nolalaina ( 20/11/2006 09:22)
Oay!! ôtran'ny oé hitako sérieuse bé zany aho niteny an'io!! :P

sambany :-D
24. nolalaina ( 20/11/2006 09:24)
....... (farany) fa tena sérieux io lazaiko io an!!
25. vale ( 20/11/2006 09:54)
nolalaina: marina io kah! :wink: ny hiarahana @ ol de fitiavana, ka na manankarena nefa tsy misy fitiavana, in ny dikan'izany,sa de oe ny paosiny ftsn no hiarahana @, hafa indray alou raha izay, aleo ihany tsy manana de tena tia (l)(l)(l):oops:
26. Zina ( 20/11/2006 20:37)
mafy ady sa

ny ahy io...
27. soanja ( 20/11/2006 21:02)
nolalaina:

soanja:

Raha tsy maintsy hifidy dia aleoko "Lehilahy mafy ady". Na dia mahantra aza izahay amin'izany dia ny fitiavana kosa eo ihany.


Nenà kou aky otran'ny andry ry soanja!! aleko mahantra feno fitiavana toy zay manakarena mijaly tsy misy fitia!! ny fitiavana mantsy no harena hitako tsara indrindra!! ary io kou tsy vovidimbola!! (anà manokana zany an!!)

Ny fitiavana tokoa mantsy dia harena ary rehefa tena tia dia sambatra lavitra noho ny harena azo tsapain-tanana. Minoa ahy fa tena marina io an. Sady ny lehilahy mafy ady tia be mihtsy.






28. diamondra27 ( 20/11/2006 22:01)
ny ankamaroan'ny vhv @izao fotona dia tsy mahatanty izany fahantrana izany.

Asa aloha raha tena niaina t@izany ianareo na tsia?
Misy izany hoe: 10centimes izany aza tsy hita,tsy nananana, tsy te- hindrana amana'olonana koa tsy te ho débiteur ny compte any @ banque.

Firy tamintsika no tena nandia izany hoe: tsy misy sakafo ao an-trano sns... Izany no atao hoe: fahantrana na hoe: mafy ady.

Za manokana dia efa nahita sy niara-niaina t@ olona faran'izay mahantra indrindra ary efa nahita ihany koa olona azo lazaina hoe:mpanankarena; fa lazaiko aminareo marina fa entre parole et action 2choses différentes

Conclusion: mahaiza mionona @izay anjaranao.
Matoa iny no azonao dia iny izany no zioga zakainao, na inona io na inona. Sauf hoe: misy danger d'autrui dia tsy maintsy manapa-kevitra ianao hiala.
29. ari.malala ( 21/11/2006 12:36)
diamondra27:

ny ankamaroan'ny vhv @izao fotona dia tsy mahatanty izany fahantrana izany.


Za tsy ao anatin'le ankamaroany :) efa niainako iznay fahantrana izany ary haiko ny miaina amzany


30. booboo ( 21/11/2006 13:09)
ari.malala > eka ouz !
31. diamondra27 ( 21/11/2006 17:50)
ari.malala: tsara akia izany a! midera anao aho;fa ho an'ireo izay tsy tafarina kosa dia ho azy ireo no nolazaiko. Nahoana aza no lasa betsaka ny vhv mijorojoro eny retra retra eny (dago io an?) Azonao ngamba no tiko tenenina.Noho izany dia sarotra aminy ny manaiky ny fahantrana fa tsy maintsy mampiasa autre moyen.

Asa na fantatrao ry ari.malala fa efa nisy izany hoe: reny mivarotra zanaka vavy 8taona @ vazah nohon'ny fahantrana. Mahantra , mafy ady no nahatonga izany.
Za en personne no nitalahoan'io olona io an'izany tany dago

Tsy misy ifanomezantsiny izany fa ny tiako tenenina dia hoe: samy manana ny ziogany ny olona tsirairay.
Zakan'ny hafa mety tsy zakanao.
32. xxx ( 21/11/2006 20:47)
midera anao aho;fa ho an'ireo izay tsy tafarina kosa dia ho azy ireo no nolazaiko. Nahoana aza no lasa betsaka ny vhv mijorojoro eny retra retra eny (dago io an?) Azonao ngamba no tiko tenenina.Noho izany dia sarotra aminy ny manaiky ny fahantrana ? TSY HOE SAROTRA fa VOATERY ny fiainana (mety maty vady,izy oh)ny zaza 2 na3 ,iza no olona hanampy azy
33. diamondra27 ( 22/11/2006 06:22)
xxx: ka izay no maha sarotra ny fiainana azy,voatery ...
rehefa voatery ianao dia sarotra ny manaiky an'iny satria tsy manantsafidy.Asa anefa???
34. kala ( 22/11/2006 14:15)
ari. malala > =D=D=D=D ilaina akia ny mahay mihinana ravi-bomanga sy ny kôtileta :-*:-*:-* haintsika io ê! na mandeha tongotra na mandeha avion.

HS kely i kala eto. :oops::oops::oops:

diam < ny tena fahaiza-miaina dia ny fahaizana manaiky ny zava-misy eo amin'ny olo-tianao, na gasay na vazà na japoney, na mahantra na manamôly fa le mamono kosa aloha tsy ekeko ê! omeko ny anjarany koa izy

nolalaina > mety be akia zany sérieuse zany indraindray :-*:-*:-*:-*

colar > mampiteniteny foana ny mpikambana ndray ity sijé n'ny toi ity an! :) de ampy

35. nolalaina ( 22/11/2006 14:26)
kala : f'ita oà!! :-* :-*
36. diamondra27 ( 22/11/2006 16:17)
kala: fahaiza-miaina @ahoana indray akia io?
Raha tsy manao an'izany zany de tsy mahay miaina ve?

Ra vô tsy ampy fotsiny ny vola ao antrano de gidragidrabe, milonjolonjotra ny sasany, mamaky entana ny sasany , mamono vady etc... hitako teo @ voisin-ko izany. Zavatra kely tsy misy dikany de itarina, de raikitra ny kombaka fa le zaza no mampalahelo.

Kala: mba diniho ihany hoe: avy aiza sy inona no mahatonga le olona iray mamono ny vadiny?
Tsy vhv ihany no victimes fa misy lhl victimes ihany koa. Iny aloha de d'ac za oe: grave le miharitra vono.

:D

:-*
37. miangaly ( 24/11/2006 03:27)
Misy an-tapitrisany ny lehilahy eto an-tany ka raha ireo daholo no misy dia aleoko mitoetra irery.
38. xxx ( 27/11/2006 19:32)
miangaly:marina ni anao ,tsara le anarana ,tsy nipetraka teny @ TSIRO ve ianao:-*
39. Zina ( 27/11/2006 19:52)
za ndray nanana sipa avy tany TSIRO...hahahaha
40. cutie ( 27/11/2006 19:55)
Zina nga lhl?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1914