miaraka imason'olo , mpinamana no tena marina

1. xxx ( 17/11/2006 21:22)
ahona no mba fijerinaoreo an'ty , misy olona zay niaraka zay , dia tsy taty aorina , nisy ny blem dia zao no nataony , andao isika hinamana manomboka zao , ny fianakaviany anefa dia mbola mihevitra hoe mbola miaraka zay , manomboka leo ny zavamisy za , ahoana , ny hevitrareo
novalian'i xxx ny 23/11/2006 20:36
2. cutie ( 17/11/2006 21:23)
ka sao de mba te hisintaka kely izy :lol:
3. titis ( 17/11/2006 21:28)
Miaraha ianao amin'olon-kafa dia ho hitany fianakaviany fa tsy miaraka intsony nareo fa mpinamana:wink:
4. cutie ( 17/11/2006 21:31)
andray8O
5. Fiffi ( 17/11/2006 21:36)
xxx:
ny fianakaviany anefa dia mbola mihevitra hoe mbola miaraka zay , manomboka leo ny zavamisy za ,
ka maninona nefa raha tondé lazaina @ fianakavianao fa tsy miaraka intsony ianareo ?
Manjary ohatran'ny mamitaka ny fianakaviana nareo zany an ! fa de aleo tsorina fotsiny ny marina de afaka @ io adin-tsaina io enao koh !


6. degree ( 17/11/2006 21:46)
ka aleo anie misaraka tsy misy disadisa toy izay rehefa misaraka de ho mpifahavalo :roll:ka rehefa tsy mahomby ny fitiavana dia aleo avadika ho fihavanana hoy i JEAN RIGO mahay azy izay
7. cutie ( 17/11/2006 21:49)
aleo samy maka ho azy raha zay ndray :lol:
8. xxx ( 18/11/2006 21:21)
dia aleo samy zao e , na ilay minamana aza anie tsy dia mety amiko satria mampatsiahy zavatra fona e , aleo samy miala
misaotra anareo nanoeme hevitra
fiffi ; tsy an'i famillako no misy blem fa ny anazy
9. Fiffi ( 18/11/2006 21:32)
de aleo tondé misaraka raha izany fa fandaniana andro sy ho sorisorena fotsiny eo !
10. fasaly ( 18/11/2006 22:02)
raha leo de adaboy e! hanimba eritreritra am zavatramankaleo ve!:wink:
11. belaza ( 19/11/2006 19:39)
fita oa!!
12. Fiffi ( 20/11/2006 06:47)
fasaly: adaboy....tadidiko iny an ! :-D
13. tywa68 ( 21/11/2006 12:11)
ny mety aminao koa jerena ry xxx fa aza mety rebirebena an ! sa mbola manantena ny hiverenany ianao ?:D
14. anjely ( 21/11/2006 15:12)
fitiavantena ny azy zany ko! :twisted:na miaraka na tsy miaraka fa tsisy anzany mody miaraka zany. :!:Aza manaiky hataony fitaovana, maty pasipaoro eo fotsiny!!! raha ny fianakaviany aza mihevitra hoe mbola miaraka nareo, toy izany koa zany ny ol ety ivelany, de na ol te hiditra aminao aza mihemotra satria hoe ianao miaraka aminy???? non mais!!! 8O ahirato ny maso de manaova tongotra ankatoka. Miandry anao ny anjaranao fa aza mandany andro eo aminy eo!
15. Zina ( 21/11/2006 16:12)
adinoy izay efa vita, miala aminy
16. xxx ( 23/11/2006 20:36)
marina zany ry zareo a , manavao njay no mety e ,bon debarras ko fa mandreraka , aleo hiomehezana fa tsy , marary ihany ny fo ,fa aleo zay ko , lazaiko izy hoe lazao ny olona dia tsy mety fa hoe ho hitan'ny olona eny fona hono , dia aleo tode ajanona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1798