tsy masaka intsony ra8
1. rafeh
(
17/11/2006 12:38)
ekeko hoe nahavita lalana izy saingy ny miditra any am-bava sisa no tadiavin'ny olona nefa ny azy dia vao maika nisondrotra be loatra ny vidin'ny sakafo
:twisted:tsy masaka intsony e:!:
:?:tsy lany intsony iny:x
(l)tsy aleo indray ve Herizo eh!(l)
:twisted:tsy masaka intsony e:!:
:?:tsy lany intsony iny:x
(l)tsy aleo indray ve Herizo eh!(l)
novalian'i xxx ny 21/11/2006 08:25
2. Pays
(
17/11/2006 12:58)
mahazo mifidy any herizo enao ka! nga mo misy manakana ny safidinao e? :-@
3. jentilisa
(
17/11/2006 14:22)
ka ny sakafo tsy ho tonga eo ambava raha tsy misy ny lalana koa. Aiza izany ny halafony raha tsy mba nahavitana ny lalana? eritrereto tsara anie e!
4. Samoana
(
17/11/2006 14:58)
hoy rafeh:
ekeko hoe nahavita lalana izy
efa tsara mba mahita ny asa vita e !
nampian'i rafeh hoe:
saingy ny miditra any am-bava sisa no tadiavin'ny olona
fitadiavana ny eto an-tany saingy tsy maintsy samy miezaka fa tsy miandry tolorana satria mba efa vita ny lalana ô :wink:!
Nofaranan'i rafeh hoe:
tsy aleo indray ve Herizo eh
Satria ve tsy mila bataina intsony lery fa vita ny lalana ?:lol:
ekeko hoe nahavita lalana izy
efa tsara mba mahita ny asa vita e !
nampian'i rafeh hoe:
saingy ny miditra any am-bava sisa no tadiavin'ny olona
fitadiavana ny eto an-tany saingy tsy maintsy samy miezaka fa tsy miandry tolorana satria mba efa vita ny lalana ô :wink:!
Nofaranan'i rafeh hoe:
tsy aleo indray ve Herizo eh
Satria ve tsy mila bataina intsony lery fa vita ny lalana ?:lol:
6. oufouf
(
17/11/2006 15:29)
tsy aleo indray ve Herizo eh!
=))=))=))
bouba bouba mon petit ...(non diso)..
boudha boudha mon petit candidat ...
resaka vola resaka vola....
ho varotako ny an' élah.....:-D
7. bonazy
(
17/11/2006 18:48)
teo aloha izy izany Masaka,fa izao efa tsy izy ,ka iza indray @ 14 no efa matoy ho masaka ao? ndrao afaka manao magie,ka ny vary ketsaina ny maraina ,jinjaina ny hariva?,fahagagana vita amin'ny resabe é!fa ho foana sy ho tanterahina izao sy izao rahefa izaho no eo, azo lazaina fa tena mbola mampalahelo isika gasy ny tenako koa mety ho ao anatin'izany,fa mora andairan-drebireby amin'ny lainga tsara lahatrin'ny mpanao politika mitady seza sy fahefana fotsiny,...tsarovy anefa fa tsy misy afatsinin'ny miasa, miafy,miezaka ny handroso hatrany no hisiana'ny fahombiazana sy fivoarana,ary ny fahatokisana izay mitondra ka hita fa tena manao ezaka tokoa,tsy hisy zava bonona raha hiova lava izao anefa ilay firenen-tsika mbola...
9. belaza
(
17/11/2006 19:53)
Herizo? ka ny orinasany ary tapitra mikatona any kou, tsy aleo tsy misy toy izay i Herizo? nenay i ra8 ihany e
11. belaza
(
17/11/2006 20:05)
tena marina zany kitjo a, ny ahy lou ny arôzazy efa mandeha sahady e!, tsika ndray sady matoky tena no matoky valéra=D
12. fijo
(
17/11/2006 22:25)
ka raha i ravalo mihetsika lava iny aza ry zalahy ,lazaina fa tsy nahavita???ireto zatra mitavana fotsiny ireto ve hantenaina ,mba hiaro izay vita teo?
13. kitjo
(
18/11/2006 05:43)
le lalana vita aza mety holoarany anomezana marche ny akamany ko!
sady ny programa arosondry zareo ange toa zavatra tsy realisable mitsy e...
ny valala manidina no asiana sira!
sady ny programa arosondry zareo ange toa zavatra tsy realisable mitsy e...
ny valala manidina no asiana sira!
14. xxx
(
21/11/2006 08:25)
Fidio ra8 fa tsy hanenenanao zany io tena marina e,aleo izy de tohizina ny lalana de ho tafavoaka ity nosy ty:lol::lol::lol:
