firy taona ary zah ô?
1. majakely
(
17/11/2006 09:34)
Tapakevitra hono ty ranamana ray fa hanao chirurgie esthetique fa mahatsiaro tena antitra nefa vao 44 ans...
Nandeha tany am mpandidy izy de afaka herinandro vitsivitsy de nivoka dôro ny tarehany lery ,,,
Nanotany olona hitany teny andalana izy hoe:
-Mba firy taona no mba fiheveranao anah?'
-33 ans eoo hozy lay olona namaly azy.
Le ranamana falifaly ery ,ambony ny morale mamaly hoe :hahaha zah efa 44 ans nefany aa,hay kosa hozizy lay olona gaga mintsy ??
Niditra McDo ndray lery avieo de mba nanotany caissiére ray:hono wa mba firy taona no fiheveranao anah madmoizelle?'
>>de nody amizay lery de niditra taxi ray ,de efa nisy rafotsibe 85 ans teo akaikiny ray lalana aminy de nanotaniany ,madama mba firy taona no fiheveranao anah?tsy haiko hozy lay rafotsibe fa zah efa tsy mahita tsara ny masoko fa ao tsapako ny zizi-anao de lazaiko hoe firy taona enao,,,nijerijery lery de hitany fa avrina be lay saofera de hozy lery hoe: ao ary tsapao madama,notsapatsapan'ilay rafotsy tsara mintryy lay sôzy blôzyyy :lol::)dee,, ,
>>afaka 10 minitra de namaly rafotsy hoe 44 ans enao éé!!!!
Gaga be lery fa hainy rafotsy exacte mintsy ny taonany -marina zany hozizy 44 ans za fa ahoana no nahalalanao azy??
de hozy lay rafotsy namaly moramora hoe:ka zah anie no tao aorinanao le tary am McDo éé ...:lol::-D:-D

répondu par nolalaina le 23/11/2006 21:37
7. bibilax
(
17/11/2006 13:01)
mahita ilay @ fandaharana @ teva indray ry zalahy izany a , ilay RELOOKING EXTREME
11. nolalaina
(
18/11/2006 10:40)
Raha azoko tsara zany dé refa te halala tônan'oul dé tsapaina izy :?: =)) io kous ngamba discret koukou noho lé manontany mivantana éh?? :-D :-D (misy mantsy ny oul tsy tia anotanina tôna zany)
ôtran'ny hitako bé :
-Bandy : ary inn ty ataonao ????
-Sipa : ka tiko ho fantatra ny tônanao kou!!
:°)

13. aigredoux
(
20/11/2006 14:38)
Fantapantaro ny anarany ô
Tsapatsapao re ny zavany ô
Isa, roa, telo...
hay moa tsy zay le izy fa diso za:oops::oops:

14. Imahaka
(
20/11/2006 16:06)
nolalaina:
ôtran'ny hitako bé :
-Bandy : ary inn ty ataonao ????
-Sipa : ka tiko ho fantatra ny tônanao kou!!
:°)
fantaro hoe ny taonako?:°)
15. Zina
(
21/11/2006 21:25)
MTN [ Valio ] 18-11-2006 17:37:11
Lohateny : Re : firy taona ary zah ô?
Fa inona izany McDo
Mc Donald MTN ... fivarotana safako "Junk" hihihih
16. nolalaina
(
23/11/2006 21:37)
Imahaka:
fantaro hoe ny taonako?:°)
hihihihi zah ngah letsy Ikotofetsy no halala ny tônanlà an?? :-D :-D
Fa raha ny fijeriko azy lavitra zao dé eo @ 65ans eo ho eo!! :-P
:-*