mba hitanareove ny tao @ fr2 teo!!
1. bazylou
(
16/11/2006 23:44)
hitanaro ireny ady hevitra malalaka be ireny!! mamaly ny fanontaniana tsy misy fisalasalana !!
Iza amin'ireo 14 ireo no sahy hanao ireny ,, na ny mpanao gazety gasy aza tsy sahy hanao émission ohatr'ireny!! Tsy hisy akory ny fihaonana amin'ny tv amin'ny farany fa samy miwawawawa etsy sy eroa!!
Esy e Ramalagasy tsy mahatanty demokrasia e!!

novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:31
4. xxx
(
17/11/2006 13:00)
bazylou:
hitanaro ireny ady hevitra malalaka be ireny!! mamaly ny fanontaniana tsy misy fisalasalana !!
Iza amin'ireo 14 ireo no sahy hanao ireny ,, na ny mpanao gazety gasy aza tsy sahy hanao émission ohatr'ireny!! Tsy hisy akory ny fihaonana amin'ny tv amin'ny farany fa samy miwawawawa etsy sy eroa!!
Esy e Ramalagasy tsy mahatanty demokrasia e!!
maba ilazao izahay ry rajakombazaha fa tsy nahita anizany a:-D