bye kely indray!!
1. Aino
(
16/11/2006 21:52)
slt dol hoe!!
mirary faha salamana feno anareo rehetra eh!! dia mazotoa dol mi-forum.
manaraka mbola miverimberina miditra eo ihany.(l):-*
mirary faha salamana feno anareo rehetra eh!! dia mazotoa dol mi-forum.
manaraka mbola miverimberina miditra eo ihany.(l):-*
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 13:32
5. Aino
(
16/11/2006 22:16)
eto ihany aho saingy tsy dia misy fotoana firy dia tsy arako hintsony le izy nefa mba tiako ny aharaka!!!
fa mamangy vangy eo ihany eh!!
fa mamangy vangy eo ihany eh!!
7. bebe
(
17/11/2006 06:10)
tsy misy azoko ny tenin'i salmo
fa handeha hoaiza akia ndry ry Aino. :?: Mitovy ihany zany isika roa, ny fotoana manery amin'ny zavatra hafa. Mba tongava foana moa rehefa afaka, dia aza hadino ny milaza fahatongavana.:-*
fa handeha hoaiza akia ndry ry Aino. :?: Mitovy ihany zany isika roa, ny fotoana manery amin'ny zavatra hafa. Mba tongava foana moa rehefa afaka, dia aza hadino ny milaza fahatongavana.:-*
8. ari.malala
(
17/11/2006 06:34)
Nde hoaiza ndray io zandrikeliko io e!:-*:-*:-*:-* de bonne chance amzay atao aza d aza adino ny mamangivangy an :) :-*:-*:-*
9. fasaly
(
17/11/2006 06:50)
mbola mpianatra mila mi boss ange izy io ry reto e!
:?:wink::wink: tsara aky refa mahay mi ékilibré a! ny tsy manana limite otsanay no tena grave:x:-D:-D:-D
atovy tsara kalou ny boss de refa misy fotoana kely de miverena eto iany e!:wink: mazotoa njy aino !!!:-*:-*:-*:-*:-*

10. diamondra27
(
17/11/2006 07:35)
:D
Aino: mazotoa Njy , de ataovy tsara ny fenarana fa njy zao no ho avin'ny firenena 'zany.
:-*:-*
Aino: mazotoa Njy , de ataovy tsara ny fenarana fa njy zao no ho avin'ny firenena 'zany.
:-*:-*
11. nolalaina
(
17/11/2006 08:37)
Ho avin'ny "serasera" klou dé avy eo vô ho an'ny "firenena"!! :lol:
12. Aino
(
17/11/2006 11:25)
Mpandefa : salmo [ Valio ] 16-11-2006 23:52:01
Lohateny : Re : bye kely indray!!
-Veo veo
-¿que ves?
-una cosita
-¿y que cosita es?
-empieza con la "F", ¿que sera, que sera, que sera?
-Una Fiesta en VNG
-no no no eso no no no eso no no no no es así Fan...
efa hoe izhao tsy mahay teny espagnol fa gasy ihany:-D
13. Aino
(
17/11/2006 11:26)
fasaly hihihihi efa naika tsy voatanako ihany fa naleo mamorise tena!!
dia merci be dol eh!! mandlo kely 1m tahaka izoa faona aho fa az ataitra:-*(l):-*
dia merci be dol eh!! mandlo kely 1m tahaka izoa faona aho fa az ataitra:-*(l):-*
14. ari.malala
(
17/11/2006 12:13)
hahaha dain ko ty nolalaina! :-D:-D:-D maztou mboss ky Aino a! :-*:-*:-*:-*
fasaly, tena tsis limite mints mants iz io an :-D:-D
fasaly, tena tsis limite mints mants iz io an :-D:-D
15. fasaly
(
17/11/2006 16:11)
ari.malala: tsisy limite ny ahy tsisy frein fa misosa ho azy ôtômatik:x:? tsy maintsy ho ékibré na iany chefa anona iny e!:wink::-D
16. Aino
(
17/11/2006 16:15)
fasaly indrindra fa le miditra namana.serasera!!
tsy azoko ny aiko raha tsy miditra kely
tsy azoko ny aiko raha tsy miditra kely
17. dailynews
(
17/11/2006 16:31)
ny ahy moa ny internet dia misokatra eto foana rehefa hatory vao mihidy, koa rehefa miditra ny trano aho dia miditra kely eto mijery hoe inona sy inona ny fandehany...