Foot baolina Kitra
1. salmo
(
16/11/2006 18:14)
¿Maka an'iza ianareo raha mifandona ireto?
Champion ligue Real Madird (Es) - Lyon (Fr) zah maka Lyon @ (l)
Madagascar - España zah España @ (l)
FC Barcelona (Es) - Lyon (fr) Zah Barça @ (l)
France - España zah France @ (l)
Madagascar - France zah Mscar @ (l)
Ahoana ny fandinihanareo azy?
¿tsara sa ratsy?
Champion ligue Real Madird (Es) - Lyon (Fr) zah maka Lyon @ (l)
Madagascar - España zah España @ (l)
FC Barcelona (Es) - Lyon (fr) Zah Barça @ (l)
France - España zah France @ (l)
Madagascar - France zah Mscar @ (l)
Ahoana ny fandinihanareo azy?
¿tsara sa ratsy?
novalian'i jaguar ny 27/11/2006 09:01
4. jaguar
(
27/11/2006 09:01)
za aloha ry zalaà dia tsy mba manantena ity foot gasy ity mintsy raha tsy ireo bandy kely ao@ ecole ireo no misongadina satria ireto club tranainy ireto dia tsy nandalo izany ecole izny fa nianatra teny @sisiny, hany ka limite ilay fahaizana, ka raha vao mandingana etape 1 na 2 dia efa mihintsana raha any @ coupe africaine fotsiny.
Nyè ahy aloha dia i Ajeesaia sy ny Antsika ihany e!
Nyè ahy aloha dia i Ajeesaia sy ny Antsika ihany e!
