Mba andefaso an'lé Fantatro de AIAH resa

1. ANIAS ( 16/11/2006 08:27)
Slt ts le monde,
si qlq un peut m'aider pour le lyric de Fantatro de Aniah, merci de me l'envoyer sur serasera ou directement sur mon Email kaizaizanie@hotmail.fr
c vitale for me

Merci
2. ari.malala ( 16/11/2006 12:42)
Efa fotoana maro izay
no nahafantaranao ahy
ianao te hilaza zavatra
kanefa toa miahotra
ekeko hoe izaho sy ianao
samy mpinamana
kanefa anie hatramizao
ta sahy ianao toa tsy sahy

izaho anefa sasa miandry
miandry ny ilazanao
miandry ny ilazanao fa
tiako ianao tiako ianao

fantatro fa tia
fantatro fa misy fitia
any am-ponao any ka nahoana moa
tsy nambara tamiko
fantatro fa te
fantatro fa te hoahy ianao
saingy tsy mahasahy milaza fa
lasa tiako ianao tena tiako ianao

ekeko hoe izaho sy ianao
samy mpinamana
izany no nanakana anao tsy hamboraka
fantatro satria
nyh masonao milaza fitia
milaza amiko hoe nahoana raha miaradia

izaho anefa sasa miandry
miandry ny ilazanao
miandry ny ilazanao fa
tiako ianao tiako ianao

fantatro fa tia
fantatro fa misy fitia
any am-ponao any ka nahoana moa
tsy nambara tamiko
fantatro fa te
fantatro fa te hoahy ianao
saingy tsy mahasahy milaza fa
lasa tiako ianao tena tiako ianao

raha toa ianao ka tsy sahy
dia aleo ho mpinamana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343