Nokororohinao

1. NAILALA ( 16/11/2006 07:55)
aona e!
Ity hira ity tsy haiko ny tena lohateniny fa hira arapilazantsara le izy .
De misy anizao ny refrain-ny:
"FA na dia mafy aza ny ady atrehanao
Na toy ny ahoana e ny olana misy aaminao
dia tsarovy fa JESO efa niady ny adinao
F'ianao kosa hangina!"

De eo ampiandohany misy oe:"Nokororohinao toy ny akofa aho"
Tena mba mangetaheta ny hahazo ny tononio hira io re za!
Mba alefaso amiko raha hita e!
novalian'i jobala ny 18/11/2006 09:56
2. Fiffi ( 16/11/2006 08:10)
hira fanampiny ve ?
3. jobala ( 17/11/2006 11:00)
Ts hira fanampiny 'zany io fa hiran'i "Groupe Daniel"! Tsara loatra io raha vazo evanjelika....:D

4. jobala ( 17/11/2006 11:06)
Andraso fa misy any fa mbola mila fotoana ny mandika azy, fa raha mahandry kely ianao d ho azonao izy=))
5. ninih ( 17/11/2006 15:37)
mba vaovao @ko izy izany!
6. jobala ( 18/11/2006 09:56)
Taraiky b enao! nisy spectacle nataondry zalah reo 'zay tao @ FOKRIFA raha tena avy any Bira marina enôôô...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0697