aleo handeha ny baolina, fa raha mbola pma
1. bazylou
(
15/11/2006 23:52)
ihany mandritra ny 5 taona manaraka dia aza mitsoaka mandadilady maka saosy aty aminay aty!!
novalian'i kelly13 ny 16/11/2006 15:31
2. Fiffi
(
16/11/2006 06:10)
bazylou:hay enao be saosy be ? hummm....:wink:
ihany mandritra ny 5 taona manaraka dia aza mitsoaka mandadilady maka saosy aty aminay aty!!
4. mandrindra
(
16/11/2006 12:24)
na iza na iza lany amin'ireo 14 ireo dia mbola pma ihany madagasikara afaka 5 taona. rehefa avy gisitra tsy afaka no tonga dia ho voalohany
5. kelly13
(
16/11/2006 15:31)
fa aiza ho aiza i bazylou klou fa sao mitonatonana any marina izhay e
