ho anareo any @ region parisienne

1. maso ( 15/11/2006 09:56)
Mba mila ny hevitrareo za na zay mba mahafantatra hoe aiza kay ny toerana tsara sy milamindamina mba tsara ipetrahana any @ iny region parisienne iny, misaotra betsaka @ izay afaka mamaly
2. Fiffi ( 15/11/2006 10:02)
région parisienne zany ...heu... sa IDF ? (ile de france)
satria ny IDF tsy RP an ! Fa raha zah enao de tsy mipetraka RP fa IDF , betsaka mihintsy ny toerana kalma sy mahafinaritra fa saingy somary lavidavitra an !
3. maso ( 15/11/2006 11:17)
Fiffi> eny e, tsy maninona na somary lavidavitra aza fa refa mahafinaritra sy milamina fotsiny
4. diamondra27 ( 15/11/2006 11:17)
Fiffi : mba azavao akia zany hoe: inona le IDF de inona le RP a!:-*
5. Fiffi ( 15/11/2006 11:27)
diamondra: ny RP=région parisienne
IDF=Ile de France
zany hoe RP=75 fa ny IDF=de ny karazan'ny département ohatra 94 , 93 , 92 ect....:)
6. booboo ( 15/11/2006 11:50)
maso > raha zà koa klou dia aleoko mitady eraky ny IDF e...
7. caprio ( 15/11/2006 11:55)
maso:aty cergy mitady fa aty sady milamina be no mahafinaritra sady betsaka toerana fialam-boly ireny
8. xxx ( 15/11/2006 17:58)
fontenay aux roses
9. xxx ( 15/11/2006 19:19)
fiffi > fa ahoana koa izany é ... tsy azoko
:Île-de-France - Wikipédia
le district de la région parisienne est devenu la région Île-de-France en 1976 :?:
diso aho ve ?
10. caprio ( 15/11/2006 23:12)
Ny Ile- de- france de région parisienne hiany mitovy reo ka
11. ratonga ( 20/11/2006 15:21)
xxx:

fiffi > fa ahoana koa izany é ... tsy azoko
:Île-de-France - Wikipédia
le district de la région parisienne est devenu la région Île-de-France en 1976 :?:
diso aho ve ?



ny idf fitambaran'ny dép 75 77 78 92 93 94 95
dép/commune 75=Paris ny ambony banlieues parisiennes
12. sakaizakely ( 27/11/2006 20:35)
Eny wa !

Ny atao hoe Ile de France dia Paris sy ny départements limitrophes mitambatra,izany hoe 75 Paris, sy ny 92 Hauts de Seine, 93 Seine St Denis, 94 Val de Marne, 77 Seine et Marne, 78 Yvelines, 91 Essonnes.

Mitovy ny région parisienne sy ny Ile de France. Fa raha toa ka Paris tena Paris dia lazaina hoe Paris Intra-muros ary mizara ho arrondissements 20 Paris. Paris dia tsara fa lafo be, nefa any daholo ny intérêts culturels rehetra. Ka tsy dia azo conseiller-na loatra.

Ny hiteny hoe aiza no mba calme sarotra satria n'aiza n'aiza quartier alehanao, misy ny calme de misy ny mihoalahoala.

Raha ny torohevitro aloha dia tokony critères hafa no isafidianana ny toerana ipetrahana e ! Jerena hoe pratique ve le toerana, misy transport akaiky RER na metro, tsy lavitra labotika sns... Raha hianatra no alehanao, eritrereto ny trajet andehananao hiasa. Raha toa moa ka efa misotro ronono tsy dia tia activités loatra dia mihatakataka ny centre ville maka trano any am'reny quartier pavillonaire ireny no mety. Nefa am'zay indray mila tomobila satria matetika mal desservi ireny.

Tsy mora ny manome torohevitra raha tsy hoe tena fantatra marina angamba ny besoins-nao fa azavao misimisy.
13. sakaizakely ( 27/11/2006 20:35)
hadinoko ny 95 Val d'oise tokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347