hafatra ho an'izao tontolo izao!!
22. hery
(
17/11/2006 19:00)
Misy tenin'ilay olona iray izay hoe tena mivarilavo ny olona rehefa tsy eo ny finoana.
Hitako fa marina izany amin'izao fotoana izao.
Rehefa tsy manana barrière (moraly, lalàna) ny olona dia mety hahavita ny zavatra mamoafady rehetra.
Hitako fa marina izany amin'izao fotoana izao.
Rehefa tsy manana barrière (moraly, lalàna) ny olona dia mety hahavita ny zavatra mamoafady rehetra.
23. Achia
(
18/11/2006 05:34)
Tena marina zany lazainao zany ry Hery a ! izany no nametrahan'ATRA ny lalany ho an'ny olony , ary raha samy mandinika isika iza no firenena nanana ny lalana mitovy @ didy folo ohatra talohan'ny Israely ,azo tsapaintanana @ izany fa tena manampahendrena tokoa ilay ATRY ny israely , jereo ne ra nanana an'izany ny egiptiana e !
25. Fiffi
(
18/11/2006 17:46)
ny ahy ny tena nahagaga ahy de ity:
.Ny olana dia satria tena mamiratra loatra ny baiboly ka mahajambena ny maro. de nahatonga hanaovana an'zao fihetsika zao ve ? :roll:
.Ny olana dia satria tena mamiratra loatra ny baiboly ka mahajambena ny maro. de nahatonga hanaovana an'zao fihetsika zao ve ? :roll:
27. niryna
(
09/12/2006 05:38)
Tsy afaka manao lavage de cerveau isika miteny hoe izahay no fivavahana marina.Tsy misy hidiran\'ny firenena Amerikana mihitsy koa izay fivavahana teneninao. Maninona no tsy tenenina ny olona fa tranobe ngezabe no hananan\'ny temoin de Jehovah( Jehovah witness),nahoana izy no tsy mino fa Andriamanitra dia telo izay iray,voasoratra ao anaty baiboly daholo izany.Na tsy teraka krismasy aza jesosy nahoana ianareo no tsy mankalaza azy? Maty teo amin\'ny hazo fijaliana Jesosy noho ny helon-tsika rehetra, tsy misy intsony izany ny fanatitra hafa.Tao ambohoka izy noho nihainy sy nihinan-kanina fa tsy ny ran\'i Marie virjiny no nitrohany tao ambohoka.Tiava ny namanao tahaka ny tenenanao hoy Jesosy,nahoana ianao no tsy manao sorona ny ainao ka manome ra ny fianakavianao.Efa malaza erak\'izao tontolo izao fa hitsangana ny fiangonana izay mivavaka eo amin\'ny molony fa ny ao am-pony dia ratsy ka ny vavolombelon\'i Jehovah izany na ny temoin de Jehovah na Jehovah witness.Porofoiko aminao ny maha-iray RAY, ZANAKA ARY FANAHY MASINA.Jaona 1:1-5.\"Tamin\'ny voalohany ny Teny ,ary ny Teny tao amin\'Andriamanitra ,ary ny Teny dia Andriamanitra.Izy dia tao amin\'Andriamanitra tamin\'ny voalohany.Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahary izao rehetra izao.Tohizo h@ 5-14.Maninona no esorina ny teny ao amin\'ny baiboly ka izay tianareo soratana no soratana.Hoy jesosy ,ny baiboly dia tsy azo hanasorana na ampiana.Raha tsy manaraka ny tenin\'Andriamanitra ianareo na iray aza dia mitarika ny olona hanaraka ny fivavahanareo.Raha manaiky an\'i Jesosy ho zanak\'Andriamanitra sady teno no iray,raha tia ny namanao tahaka ny tenenao,tsy misy teny ao amin\'ny baiboly hoe aza mamonjy aina, manome ra,dia aza tarihina any amin\'izay tsy izy ny olona.Ao anaty baiboly ny mivavaka sy manome tso-drano ny Israely koa raha manampy azy ny firenena hafa izany akory tsy hampijanona ny ady.Firenena roa izay taranak\'i abrahama ireo.ny iray zanany tamin\'ny mpiasany, ny iray zanany tamin\'ny vadiny Saraha ko efa voaozona hiady ireo koa avelao izay manampy manampy.Tiava ny fahavalonao.Maninona no mijaly daholo ny gasy vehivavy ao Paris sy ny manodidina azy.Be fadifady, tsy mahazo manambady raha tsy samy temoin de Jehovah,aiza amin\'ny baiboly izany? Ianareo miziriziry amin\'i Jehovah, izahay kosa Jesosy kristy ihany izay sady ray ,fanahy ary zanaka
28. prime
(
13/12/2006 10:13)
isaka> "...Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao." Asan'ny Apostoly 16:31
