La Gazette dgi

1. lapino ( 15/11/2006 01:37)
Mahagaga ahy ihany, gazety nahitana loko politika hatramin'izay, no amin'izao fotoanan'ny fampielezan-kevitra izao no manao fiovana fototra amin'ny fitaovana miasa ao amin'ny vohikalany.
http://www.lagazette-dgi.com/ :roll::roll:
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:53
2. jentilisa ( 15/11/2006 05:44)
Zony izany koa! tsy azo atao anie ny mifanery amin'izay tiany e! atao akory e!
3. Fiffi ( 15/11/2006 05:50)
lapino: misy zavatra tsy mazava mihintsy aloha ao an !
4. vakiniadiana ( 15/11/2006 07:47)
Lany bala angamba :D na lany lainga :-D:-D
5. tsingy ( 15/11/2006 07:53)


zah kou mbo gaga we ahona njay ty paaen'ny Gdgi ty e.:roll:
6. tenagasy ( 15/11/2006 10:21)
Ka tsy tafa ny spôns, de notapahiny ny sôsy, de vôtery tsy atao bôjo 'ntsony.
Izay no hany fanazavana hitan'ny saiko!
7. ds ( 15/11/2006 12:33)
Mody fanina ve lapino sa... :-)
Gazety mpivoaka an-tendrilavitra 3 (la gazette, Tribune, lexpressmada) no niharan-doza (hacked) tato ho ato. Fifandrifian-javatra ve ?
Tena mahery ny gasy... saingy indrisy fa tsy any amin'ny fampandrosoana no halehany.
8. cowboy ( 15/11/2006 12:38)
non kosa ngamba e, za tsy sur oe resaka politika no nampisy fiovana fototra tao amin'ilay vohikala fa raha tsy diso aho dia toa joomla no motera tao taloha dia nisy ni-hacké... dia io indray. Nela toa mbola najanony ho joomla iany. 8)
9. lapino ( 15/11/2006 14:59)
ds> Tsy mody fanina aho fa tena tsy normal ilay izy. Ary vao avy hacked fanindroany ve izany ry zalahy, fa toa efa niverina tamin'ny laoniny manko ilay taloha kely teo iny?
Fa voa ihany ry zalahy raha ny maha gazety azy an!

Fa tsy arako indray izany hoe Tribune sy Lexpress izany koa.

10. fijo ( 15/11/2006 19:28)
ny express izao aloha tsy mety misokatra.za moa tsy mahay zavatra momba ity resaka informatika ity,fa io la gazety io,raha io no aloha vola vao azo vakiana,dia vita ny aminy fa tsy misy andany vola amin'io firy ngamba
11. lapino ( 15/11/2006 22:09)
Ary za vao nijery lexpress tamin'ny antoandro fa nandeha ...
12. fijo ( 17/11/2006 22:53)
izany ve?????? za tsy mety mahita le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1261