Mafy mihitsy ity fandrebirebena vahoaka ity an!!

1. bazylou ( 14/11/2006 22:45)
Izay kery sahy ihany no tratrany ao, amin'izay ilay iray moa marivo sanosana izay ka na efa mihinana ny vary 6000fmg aza mbola mandady any aminy ihany!!
Tsy mba politikan'ny pokona fa fandrebirebena sy fanalana andro no betsaka.
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:35
2. rainy ( 14/11/2006 23:06)
fa nisy resaka nivoaka angaha hoe misy mandrebireby ny vahoaka akoatry ny resaka hoe hoavy indray i ra-didy sy ny tariny?
mba ilazao ny havana fa tsy naharaka herinandro izay. misaotra.
3. fijo ( 14/11/2006 23:22)
ka lery no mandrebireby ve hilaza inona eto e
4. tenagasy ( 15/11/2006 00:02)
pffffffff!hummmhhh
5. lapino ( 15/11/2006 01:04)
Ka ahoana ho'a e: Iza no hofidiana ?
6. jentilisa ( 15/11/2006 05:52)
Miosanosanosana amin'ny sanosana mihitsy ny olona an!
7. Fiffi ( 15/11/2006 06:22)
bazylou: Mafy mihitsy ity fandrebirebena vahoaka ity an!! tsy ianao hiany ve io ?
8. fijo ( 15/11/2006 19:35)
izy mihintsy io ka,alao hanao eo,fa ho itan'ny avany eo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488