concentration

21. xxx ( 17/11/2006 12:14)
Resaky ny amerikana ny eto leaza, inona daholo izao izany mi-flow, strech, vibration class, overworked e e e
22. booboo ( 18/11/2006 08:29)
:lol:
23. methode ( 18/11/2006 12:34)
Marina daholo ny voalazan'ny namana ireo fa raha tsy misy tanjona sy antony ampifantohana ny saina tsy hisy concentration mihitsy! Mila atao mazava ny motivations sy ny objectifs! Rehefa mazava ireo na reraka aza mifantoka foana ny saina fa matoa tsy ao ny saina dia tsy fantatra mazava hoe inona no tanjona. Indrindra ny fianarana tsy dia voafaritra mazava hoe inona no tanjona dia lasa fahazarana fotsiny hoe manatrika cours de izay!
24. xxx ( 18/11/2006 17:09)
Tena misaotra anareo ireto nanoro ireo hevitra be dia be ireo. Aleo aloha fintiniko sao misy tsy voaraiko:
-sao dia amoureux?
-mihaino mozika malefaka eo ambony fandriana mandrita ny 20 min
-manana tanjona
-alefa any an-kafa ny heritreritra
-manao fanatanjahatena fa manjary lasa valabalaka
-manao meditation ilay 'breathing'(mihaino fisefoana)
-bon courage
-milomano
-miova rivotra
-Yoga isa-maraina: ilay concentration tadiavina amin'ny alalan'ny fihetsiky ny vatana sy ny saina miaraka. "Brain Respiration"
-tai chi: le mi balancer vatana sy ny eritreritra fts fa tsy le mivavaka
-mihinana tsaramaso sy chocolat
-manantona dokotera
-Dann Jon tapping sy Hang-gong
-tsy ampy vitamine...ny C, A ary ny B ....
-rehefa manao sport iny dia vider-na tanteraka ny ao an-tsaina d mi-relaxe tsara
-atao mazava ny motivations sy ny objectifs

Misy tsy azoko kely amin'ireo fa aleo aloha anontaniako am google. Fa mbola mamerina ny fisaorana ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4146