Marc Ravalomanana ah! sady bogosy no mpanana ah!
21. fijo
(
15/11/2006 19:49)
kitjo an,tsy mety kosa ity ataondry eto ity.(fampisehoana sary toa io.)tsy ao anaty fitsipika io.
akama an,raha hoarina amin'iretsy sasany kosa letsy ,lery no bogosy indrindra an.sa iza ary hoy elahy ary.
akama an,raha hoarina amin'iretsy sasany kosa letsy ,lery no bogosy indrindra an.sa iza ary hoy elahy ary.
22. akama2006
(
15/11/2006 22:21)
efa miala any ny apres 3 dec e!tadidio ny taminy 2201 dia jereo aminy fo sty miangatra fa efa manomboka ny apres 3 dec!mba teneno ihany ny havana sy olompantatra mba hanagona fa apres 3 dec dia bordel sans nom!:wink::P
23. Zina
(
16/11/2006 04:20)
akama2006 [ Valio ] 15-11-2006 11:35:41
Lohateny : Re : Marc Ravalomanana ah! sady bogosy no mpanana ah!
io ve dia bogosy ? manana aloha eny!fa le bogosy kosa aloha tsy any e
fialonana ndray ny any akama kita fa bogosy izy kp nareo lehilahy angaha mahafantatra an'izany....
24. kitjo
(
16/11/2006 05:03)
fijo> fa aona hono?
tena tsitako zany fitsipika zany fa miala tsiny raha zany tokoa e! :(
za mba nihevitra hiala kely @ mahazatra..nndrriii
tena tsitako zany fitsipika zany fa miala tsiny raha zany tokoa e! :(
za mba nihevitra hiala kely @ mahazatra..nndrriii
26. kitjo
(
16/11/2006 17:00)
dia bedy anefa za ko :oops:
fa ra tsy mety io d afaka fafana k!
nefa any @ lohahevitra sasany anefa manisy sary tsy maninona d ahoana?
fa ra tsy mety io d afaka fafana k!
nefa any @ lohahevitra sasany anefa manisy sary tsy maninona d ahoana?
29. fijo
(
16/11/2006 23:11)
ka ravato no tomponandraikitra eto,ary efa nampitandrina fa tsy atao anaovana propa eto,fa mety hovoafafa.ka avelao ry zareo no hijery azy,dia itany raha tokony hofafana io na tsia.fa izay aloha no fitsipika.
izay anie no nangatahako takelaka manokana hanaovana propa e.mba hialana amin'ny zavatra toa izao.satria raha tsy misy io takelaka manokana io,dia tsimaintsy eto isika no hiresaka politika,sy hanao ny propa tsika .
dia hoavy ny sasany hiteny amin'i hery hoe rehefa ny mitovy firehana aminareo ve de avela sns .efa mahazatra.

30. kitjo
(
17/11/2006 19:52)
ay v eeeee...
neveriko oe @fotoana tsotra fa saingy nataoko oe amzao fotoan'ny propagandy izao d misokatra ny fanehoan-kevitra
ka isika ange ireto discussion bdb mande ato ireto ange izao propagandy daholo ry fijo e...
tsika=ravalo
tsingy=tsirahonany
rafen moa sa iza le maka herizo atsy ambadika
akama,lejim=tsisy position mazava fa refa eo tsingy d milaza manojana an ratsirahonany ko ny akama
ka tsy efa propagandy dol v zany?
aleo aza manokatra lohahevitra propagandy e
sa atao @ lohahevitra manokana?
fa ra tsy mety io tsy olana azon admin esorina ary ifonana e!

31. fijo
(
17/11/2006 22:58)
mbola ady hevitra izay aloha,na dia efa propa ambadika aza.fa le sary anie ry kala manja ,ka propa mivantana be e.
32. cabot
(
17/11/2006 23:24)
zao tsy pour na iza na iza fa tiko lay sary ahitana ny zava-miseho any dago fa ny sary rehetra kosa alefa na ny tsy mahazo kil aza e!
33. kitjo
(
18/11/2006 05:53)
hihi..miandry ny verdict avy any @ datoa ravatorano zany!
fa apetrako iany aloha ny soratra antsary hahahha
fa apetrako iany aloha ny soratra antsary hahahha
35. akama2006
(
18/11/2006 09:43)
mon beau sapin!(tononkita ho any kitjo akamako)
mon beau sapin!
mpanjakany ala hono hoe!
mba omeo olona hendry ,ny tanana aaaaa!
fa tsy i ra8!
na i sylla koaaaa!
fa mba olombanona!
sy tsara kokoaaaaaa!
mon beau sapin!
mpanjakany ala hono hoe!
ampitao aminy kitjo, izany aaaaaaaa!
bizy ra kitjo a!:*:*:*:*
mon beau sapin!
mpanjakany ala hono hoe!
mba omeo olona hendry ,ny tanana aaaaa!
fa tsy i ra8!
na i sylla koaaaa!
fa mba olombanona!
sy tsara kokoaaaaaa!
mon beau sapin!
mpanjakany ala hono hoe!
ampitao aminy kitjo, izany aaaaaaaa!
bizy ra kitjo a!:*:*:*:*
37. akama2006
(
18/11/2006 10:22)
kitjo> za ange mahatsiaro anjy foana e!tsy fidy kosa aloha e!fa mba tena olombanona!tsy hoe tsy olombanona i fidy fa tsy mety aminy ny mitondra firenena!bizy aza e!:*:*:*
38. rabaradaka
(
18/11/2006 11:15)
Efa nilaozan'ny toetrandro nama izany sadu bogosy no mpanana izany a! Ratsiraka Roland no misoratena ho bogosy ary i Lahibiriko no milaza azy ho mpanana. Fa Ravalo kosa aloha toa lasa mafy ady e, mba jereo ny fijalian'ireo manao ny propagandiny, sovaly miantobilona
39. kitjo
(
18/11/2006 13:17)
hihihi
mafy ady? nnddriii
fa ngah tsy oe mameno posy ndray lery e?
grave ko zany mafy ady mahavidy roplan an...
mafy ady nefa mahavita manao propagande isan andro
mafy ady nefa nahavita ny bileta
hehehe
lasan vahoaka dol ngamba ny volany zany!